Avereno ny service national

1. rabaradaka ( 12/08/2014 14:33)
Tokony haveria ny fanompoam-pirenena ho an'ny zatovolahy rehetra na inona diplomany na inona sarangany na inona fihaviany. Tsy adalan'ny amerikana sy anglisy ny manao izany fa sady fitiavan-tanindrazana no fanompoana firenena
novalian'i tiris8786 ny 24/08/2015 17:53
2. tiris8786 ( 24/08/2015 17:53)
an an an kosa e mandany andro sady any Dago tsy misy programa matotra moa ny karama mba omenao azy vary masaka. ny miaramila efa eo aza jereo fa tena hita hoe mahantra sy malotoloto daholo, izay manakana eny an-dàlana moa manao izay mba ahazoana kely hisotroana café. amiko aloha dia tsy ilaina intsony io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1767