AHOANA FOMBA FIKATINA SIPA AHOANA FOMBA FIRESAHANA TOVOVAVY?

1. ANDRIAMENA45 ( 02/08/2014 20:54)
MBA LAZAO NY FOMBA FIKATINA SIPA RY ZALAHY
novalian'i weeb ny 12/07/2016 08:20
2. Jock ( 09/01/2015 05:43)
Olona inona ary ity tsy mahay m-kaonty sipa ty?
Efa 2015 sika zao "Bonne année".
Fa hono oa efa nahazo sipa ihany ve ialahy?
3. christophemahalomba ( 15/01/2016 17:48)
miresaka moramora sady mila serieux rehefa eo anilany ataonao ze zavatra farany tiany na inona zany de rehefa afaka fotoan fohy de iresahin'ialahy momba ny fitiavana izy de zay tsotsa be letsy
4. weeb ( 12/07/2016 08:20)
d aon lty ra miavona s ts mamaly le sipa d in no fik atao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652