Hafahafa mihitsy ity fitondran-dRajaonarimampianina ity

1. rabaradaka ( 30/07/2014 17:18)
Taiza no mbola nisy hoe efa abrogé ilay DG dia mbola natao intérim ihany ?
Abrogé ingahy TATAFENO Raymond DG INFA ary nosoloina an'ingahy PILAZA Joreh izay journaliste tsy manana traikefa mikasika ny fampianarana mihitsy. Tsy eo i PILAZA fa lasa any amerika niaraka amin'ireto CEDS.
Gaga anefa enao f i TATAFENO ihany no manao ny intérim mandrapahatongan'i PILAZA.
Dia aza gaga fa novan'ingahy TATAFENO daholo sy namboariny ny famoaham-bola sy ny corruption rehetra nataony tao. Azonao eritreretina ve fa 1 taona i TATAFENO no tao amin'ny INFA nefa dia namoaka fiara Mitsubishi WWT vaovao sady 4x4 koa ary mbola misy fiara telo hafa novidiny ankoatra an'io ? Angaha tsisy olona hafa ao amin'ny Ministeran'ny FOP hatao intérim fa dia olona efa nanao coruption sy nangalatra toa ireny no mbola hoe intérim ?
Hafahafa ary tsy mbola nisy toa izao. Tena ny mpitondra mihitsy no manapo corruption dia ny filoham-pirenena no voalohany amin'izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1451