ILAY VONDRONA LEHIBE IZAY MISY IREO VAHOAKA MAROBE SY IREO 144 000

1. Maranatha ( 28/07/2014 07:15)
“Ary ny anankiray tamin’ ny loholona namaly ka nanao tamiko hoe: “Iza moa ireto miankanjo ankajo fotsy lava? Ary avy taiza izy? Fa hoy izaho taminy : Tompoko ianao no mahalala. Dia hoy izy tamiko : ireo no avy tamin’ ny fahoriana lehibe, ary ny ankanjony nosasany sy nofotsiany tamin’ ny ran’ ny Zanak’ ondry.” Apokalypsy 7 : 13, 14 ATO NY FAMELABELARANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3823