15 mn par jour 300 mil ariary

1. mpisotrtoaka ( 24/07/2014 11:05)
Ny fanontaniako kely re olona d ilay hoe 15 mn na 30 mn par jour ireny 300 mil ariary + bonus ireny v mitombina v sa ny fanjakana miits no ts te hivaky loha fa aleo ny efa ts an'asa ts hitafy intsony fa hijabaka amin'izy ireny ?
novalian'i Jugali ny 04/09/2015 09:08
2. bazylou ( 09/01/2015 12:27)
aleo hijabaka any rehefa kondrana
3. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:37)
Aza atao an'izany zahay eto Dago ry Bazylou a ! Tena vitsy anie ny asa mahavel eto fa ts tahaka ny any ivelany any e ! Torohevitra no tadiavina fa ts kafaran'ny miseho ho tafita toy izany !
4. mpisotrtoaka ( 22/06/2015 15:58)
Kôndrana am ahoana e ? Gasy ve d ts hifanoro hevitra !?
5. Jugali ( 04/09/2015 09:08)
'zao 'reny :
- misy ny atao oe site PTC (paid to click). karamaina ianao izany hiclique publicités @ internet.
- misy ny hoe système de filleul @izy ireny. 'zany oe refa mahatarika olona (filleul) hisinscrire @'le site ianao dia maazo vola isaky ny miclique 'le oul nampidirinao iny.
- d mitatra tskelikely otrzay fona
- izan oe arakaraky ny isan'ny oul tarihana no ahazoana vola.
- TSY voatery hitarika oul koa fa afaka "manofa filleul"

'le annonce reny 'zany dia formation ampenarana an'le oul ny paikady rehetra ilaina fantatra himaximizena ny gain! fa ny solony dia azony ho filleul daolo 'reny ka lasa mampitombo betsaka ny vola azony ny clicn'reny oul 'reny aveo

Tsy ho voalazako eto daholo ny mombamomba azy rehetra fa tena TONTOLO LEHIBE IRAY mihints io resaka fitadiavam-bola @internet io - mis koa ny SFI sns - fa ireto no hafatra vits azoko lazaina :
- marim-pototra tsara aloha io sehatra io ary afaka ahazoana vola tokoa. maro ny manao azy any ivelany
- fa ts misy garantie na kely aza afaka omen'ilay mpandefa an'reny annonce 'reny. fa NY EZAKA sy STRATEGIE an'ny tsrairay ian no afaka mampahomby
- mila faharetana enjana b io satria ts vola eo no eo fa miasa maina aloha volana maro zay vo mahazo betsaka
- misy Malagasy maro tena efa manana traikefa @ty resaka ty ary ts manao afa-tsy ny karazana fitadiavam-bola @net kanefa tena mahazo vola betsaka tokoa. ary mitombo arakaraky ny taona anaovana azy ny gain. fa ts ilaza aloha za fa lasa manao pub hoan'iz reny :D
- farany ar ts azo adinoina : betsaka ny ARNAQUE @ty tontolo ity ka tena mila fandinihana sy documentation maro mints zay vo afaka ny tena ahazo vola fa sinon d vofitaka (miasa nefa ts omen'ny vazaha ny vola aveo)

Intéressant io sehatra io à condition :
- manana fotoana handalinana sy hi-expérimentena tsara aloha
- mba curieux @ internet mazoto mandalina an'io tontolo io rehera
- manana fahavonaona sy faharetana lehibe mialohan'ny gain matevina ianao sinon de miala eny ampandehanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.167