Mipetraka aty an-dafy

1. josiah ( 17/07/2014 21:51)
Hono ho aho rhf hoe mipetraka aty an-dafy ve dia manam-bola na manakarena ny dikanizay, dia rhf manazava anilay fiainana aty an-dafy ianao hoe tsy hotazana tahaka ny ravikazo anie ny vola any fa mila miasa ianao vao mahazo vola, moa mila vola koa ianao ny aminy fiainana rehetra dia tsy mino anizany ny havanao na ny namanao any mada, tena mampalahelo be ilay toe-tsaina.
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:47
2. vonynive ( 20/07/2014 12:29)

josiah:

Hono ho aho rhf hoe mipetraka aty an-dafy ve dia manam-bola na manakarena ny dikanizay, dia rhf manazava anilay fiainana aty an-dafy ianao hoe tsy hotazana tahaka ny ravikazo anie ny vola any fa mila miasa ianao vao mahazo vola, moa mila vola koa ianao ny aminy fiainana rehetra dia tsy mino anizany ny havanao na ny namanao any mada, tena mampalahelo be ilay toe-tsaina.

heverina fa noho ny maha ambany ilay sandam-bola ariary no mahatonga izany, ny SME ange aty ka 110 000 ar e izay no azo ao anatin''ny 1 volana, 36 euro ,malalaka kokoa ny fahazoana lalam-barotra sy lalam-bola any raha mitaha @aty madagasikara
3. booboo ( 21/07/2014 15:06)
Vonynive > +1.

Josiah > @ manaraka aza mi-se justifier izany ( ny accusé no mila mi-se justifier rehefa eny @ tribonaly ). Ampireveo milamina @ sambos sy lasopy ery an'anona zareo dia faly² :-).
4. mpisotrtoaka ( 24/07/2014 10:12)
Ilay sandam-bola miits no mahatonga an'io ! Ts mahazo 100 euros par mois akory aty ny mpiasa nanahavita maitrise indraindray ! Any anefa azon'ny mpianatra mibôjy ao anatin'ny telo na dimy andro izany !
5. Josiah ( 28/07/2014 21:18)
Hi hi
6. endriny ( 13/08/2014 05:01)
Ka raha tsy manam-bola kosa ve ahataingina raoplanina mankany e? Sady raha vazo mitovy ihany ve dia hitana rano hoy ny Ntaolo? Ngambany kosa ilay olona any an-dafy mandainga rah tsy mahazo tombony izy any noho ny eto ka? Raha tsy izany mantsy efa nody izy ireo... Sa diso aho?
7. courriel772 ( 25/11/2014 17:50)
ie ny havana na ny ankabeazan'ny malagasy dia mieritreritra foana hoe manambola ny aty an-dafy.
tsia tsy voatery hoe manambola ary tsy misy mahita an'izay nandalovanao alohan'ny ahitanao asa sy ahazoana karama.
tsy manambola satria immigrant any an-tanin'olona, tsy voatery hoe mandeha avion dia manambola (mety ho trosa ny frais anie e). Aloa vola daholo zao rehetra zao ary tsy mahazo papiers ara-dalàna maimaim-poana.
Mijaly aza amin'ny voalohany ary mirotoroto etsy sy eroa mamelo-tena. Ny karama kely foana amin'ny voalohan'asa ary tsy maintsy mba mieritreritra mandefa kely ho an'ilay fianakaviana na dia ny hividianana sakafo aza.
Ka hoy aho hoe tsy manambola foana ny avy aty an-dafy fa diso ny eritreritra.
8. bazylou ( 28/03/2015 11:47)
ny dobo tsy hita ihany no mahamanina hoy ny ntaolo izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1046