Andeha hatory (2) satria aho MINO fa ny alina mitondra fisainana

1. endriny ( 14/07/2014 16:49)
Ny nofy mamy no fahombiazan'ny maraina vao hitsimoka
novalian'i endriny ny 26/07/2014 04:38
2. hery ( 15/07/2014 10:57)
Ka inona hono no nentiny tao androany?
3. endriny ( 16/07/2014 06:01)
Tena soa aho fa tsy namaky ilay tantaran'i rhaj0 sy i Maranatah talohan'ny hatory, fa mampanonofy ratsy ilay izy.

Hery. Mahalasa fisainana ny mandinika ny finoan'ny olona fa toa izay tiany atao na ratsy aza dia hamarininy amin'ny baiboly. Dia ampiany amin'ilay hoe: "fa izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy".

Tsara ny mino, fa raha tsy misy ny finoana ahavitan-javatra na tanjona eo amin'ny fiainana dia tsy hisy izany fampandrosoana izany akory.

Misy fiteny hoe: "aza mitantara ny zavatra tsy hita, fa manjary lasa honohono" dia io izao no mba teny nodinihiko omaly.
4. RBNIR ( 20/07/2014 04:37)
:-)
5. endriny ( 25/07/2014 04:49)
Izay indray aho vao taitra, fa mampanonofy ratsy ny tantaram-pinoana mandeha eto, dia naleo nalavaina ny torimaso...
6. endriny ( 26/07/2014 04:38)
Aza dia lasa valala be torimaso loatra fa manjary manonofy ny lanitra tsy takatra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5841