VOAY TAO ANOSY

1. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 12:59)
MBA MIS AFAKA MITANTARA NY ANTONY NANAOVANA IO ANJELY EO ANOSY IO VE ? NA MBA MANOME SARIN'NY FARIHY FAHINY FONY TSIS ANJELY !?
2. sahia ( 17/07/2014 06:26)

mpisotrtoaka:

MBA MIS AFAKA MITANTARA NY ANTONY NANAOVANA IO ANJELY EO ANOSY IO VE ? NA MBA MANOME SARIN'NY FARIHY FAHINY FONY TSIS ANJELY !?

dia inona no tokony hidiran lay resaka VOAY amzany fanotanianao zany?
3. mpisotrtoaka ( 06/08/2014 12:37)
Ts azon'ise le fanontaniana ! Kolontsaina izany ar tena nis ! Ny vazaha mpanjanaka no nametraka an'io anjely io teo mba ts hisehoan'le voay intsony hono satri bibin-javatra ! Rehefa mipoitra mantsy io voay io tamin'izay fotoana izany d mis zavatra hiseho izay teto am firenena ! Izay le antony ! Inoantsika gasy ny tantara valamaty vahiny toa ny blanche neige sns saingy ny antsika ts misy mahalala !
4. sahia ( 11/08/2014 09:31)
tena mba ela niainana ihany aho rsé fa tsy mbol naheno izany tantara olazainao izany mihitsy, isé zao no nahenoako izany angano izany, aleo tsy atao hoe angano rah izay tokoa ny zava NISY MARINA e, mankasitraka mba nampahafantatra izany

mpisotrtoaka:

Ts azon'ise le fanontaniana ! Kolontsaina izany ar tena nis ! Ny vazaha mpanjanaka no nametraka an'io anjely io teo mba ts hisehoan'le voay intsony hono satri bibin-javatra ! Rehefa mipoitra mantsy io voay io tamin'izay fotoana izany d mis zavatra hiseho izay teto am firenena ! Izay le antony ! Inoantsika gasy ny tantara valamaty vahiny toa ny blanche neige sns saingy ny antsika ts misy mahalala !
5. endriny ( 13/08/2014 04:58)

Izaho moa no nametraka tantara nitovy tamin'ity... Ary marina io... Ary satria avy eo Amparibe no tena loharanon'io Anosy io, izay nasian'ny mpanjaka trano manokana mihintsy tamin'izany mba hitandroana ny rano tsy haloto, ary teo koa no fanaterana ireo fanatitra nifampirasana avy eny Marivolanitra mba ho an'ny voay mpiandry saha. Ka io moa lasa St Michel amin'izao, ary ilay trano fialofana teo anivon'ny farihy nosoloina anjely mainty, mba handefy ny hasina Malagasy teo Anosy.

Nisy voay tokoa teo, ary isaky ny mitranga ny voay dia fambara ratsy hoan'ny fitondrana no dikany. Fony nanadio an'io ny vehivavy Arema taloha dia naka olona manokana avy any Fisakana mihintsy hanidy ny voay. Taloha dia ny RR an'ireo olona mipetraka eo Ampatsakana, izay lasa misy mpanefy vy izao no mpiandry ny fanidy ho an'ireo voay teo Anosy ireo. Tsy angano na arira... Fa na i Latimera aza nanao fanadihadiana izany tao amin'ny takariva mena masoandro...
6. mpisotrtoaka ( 18/08/2014 10:39)
Misaotra an'i Endriny nanamafy fa ny tantaran'ny firenentsika totofana mba tsy ho fantatra fa ny an'ny hafa dradradradraina mafy ! Aiza r'ireto ilay hoe Andrianiko ny ahy fa ny an'ny hafa feheziko a ! Toa lasa hoe ny an'ny hafa lalaiko fa ny ahy tsy hajaiko indray mantsy ! ANGANO hoy i Sahia ! Ts maninona satri ts fantany ilay izy ! Tokony nanontany ny lehibe ao am fianakaviana kosa anefa fa ireny mbola misy mahalala ! Msaotra Endriny a !
7. sahia ( 19/08/2014 07:26)
Salama e, TENA MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA anareo fa tena nampahafantatra zavatra GOAVANA BE TOA IZANY mikasika an'ANOSY, dia raha misy tantara hafa tokony ho fatatra koa dia manatena fa handray anjara amin'ny fampahafantarana ihany ianareo eeeeeeeee
8. ora ( 20/08/2014 07:56)
Asa raha ilay sarin'izy io taloha ilay hananako ao fa miankina amin'ny fijerinao azy ihany, andraso fa rehefa hitako lay izy dia omeko ianao e

mpisotrtoaka:

MBA MIS AFAKA MITANTARA NY ANTONY NANAOVANA IO ANJELY EO ANOSY IO VE ? NA MBA MANOME SARIN'NY FARIHY FAHINY FONY TSIS ANJELY !?
9. ora ( 28/08/2014 07:40)

io lay sarin 'Anosy fahiny e
10. vazivazo ( 28/08/2014 07:45)
ô ry mpisotrtoaka an, zah manana ny sarin'ilay toerana lazaiao fa misy voay io saingy raha dizina enw d mety ho zavatra hafa no hitanao eo, hahahaha
aleo alefako mail aminao e sa any amin fb? fa saingy tsy tadidiko ndray ary lay adiresinao teo kou
11. endriny ( 01/09/2014 04:17)
Fony tonga teto i Cameron, dia teo Anosy izay toeran'ny hery, ary mbola io i Mahamasina manambara izany. No notendren'ny mpanjaka hanorenana ny orinasa voalohany lehibe voalohany nanaovana vanja nentina nanambatra an'i Madagasikara, ary ny toerana namokarana elektrisity voalohany nentina nanazava ny rova, talohan'ilay generateur a vapeur natao teo ambany andrefan'ny CEG Avaradrova ankehitriny...
12. mpisotrtoaka ( 03/09/2014 07:16)

vazivazo:

ô ry mpisotrtoaka an, zah manana ny sarin'ilay toerana lazaiao fa misy voay io saingy raha dizina enw d mety ho zavatra hafa no hitanao eo, hahahaha
aleo alefako mail aminao e sa any amin fb? fa saingy tsy tadidiko ndray ary lay adiresinao teo kou

Aiza koa dia ts tadidy sahady e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1653