BOIS DE ROSE DOROINA ngah!!!

1. ora ( 09/07/2014 10:54)
io zany lay tonga amin'ny fitenenana hoe ALEO LO TOA IZAY AN-KAVANA e, henjehina ery ny olona amin'io resaka Andramena io nefa izao dia ho DORANA, tsy aleo ve amidy hivadika ho vola mba hanarenana ny fahantran'ireto malagasy toa izay avadika ho lavenona e, sa ahoan ny fijerinareo ilay vaovao nivoaka momba an'io
2. mpisotrtoaka ( 29/07/2014 10:37)
Aleo lo toy izay ho an-kavana ! Marina tokoa io ! Ny lavenona amin'io angamba mety handatsana ny gasy kely hoe nareo angah afaka manakana anay amze décision tianay ho raisina ! Mitory ny minisitra d rah ts ny filoha miits no manakana azy ts nijan izy satri izay ilay fanaparam-pahefana e ! Inona intsony moa izany ny fiainana tena rariny sy hitsiny eto fa dia samy miaritra ny tsindry hazolena ataon'ny beseza eto daholo e ! Mahareta fa hanana ny soa ry Malagasy havana ! Havana raha misy patsa fa rah lany patsa havantetezina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7396