You are here: home > Forum

resaka forum

Lohahevitra : Informatika
Fitohizan'ny hafatra : resaka forum
Valiny : 3
Charoumeni - 02/07/2014 12:06
Bjr daholo

Ho anareo mahay info sy technologie vao2. Raha manoratra @ ireny forum ireny v aho (avahako manokana ity serasera ity) fa le forum @ site vazaha no tiako resahina dia fantany v oe avy aty Madagascar io olona manoratra io? Indray2 manko mety misy fifamaliana le resaka. Merci an
Valio | Miverina eny ambony
hery - 03/07/2014 08:23
Ny admin tompon'ny site dia afaka mahalala.
Valio | Miverina eny ambony
Charoumeni - 04/07/2014 11:10
Misaotra an'i Hery
Ary azo atao v ny mitory le ol manompa @ tony forum itony
hery
Ny admin tompon'ny site dia afaka mahalala.
Valio | Miverina eny ambony
sitlo - 18/08/2014 18:26
Nisy sipa nanao filma porno iny namono tena tamin'ny volana mey lasa teo fa nataon'ny namany sy mpiara-mianatra taminy taloha fanalana azy tamin'ny internet: facebook, twitter, forum... Fa na teo aza ny fanadihadiana dia nolazaina fa tsy tafiditra anatin'ny crime ireny. Tsy haiko anefa fa raha ny amerikanina izay.
Valio | Miverina eny ambony