HIRAGASY

1. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 09:51)
SAO MBA MISY MAHAFANTATRA NY MPIHIRA GASY RAINITELO ATO !?
novalian'i endriny ny 01/09/2014 04:08
2. sahia ( 04/07/2014 07:31)
sao mba mety raha avadika ilay oe RAMILISAONINA BESIGARA no tadiavinao?
3. mpisotrtoaka ( 07/07/2014 08:04)
Tena Rainitelo Andohavary miits no tadiaviko ka ! Ilaiko am fikarohana ataoko !
4. endriny ( 13/07/2014 04:06)

mpisotrtoaka:

Tena Rainitelo Andohavary miits no tadiaviko ka ! Ilaiko am fikarohana ataoko !

Zana-dRamilison Besigara ihany I Rainitelo. Ny MahaRainitelo azy dia satria zaza taty aoriana izy fa nanambatra ny asa navelan'i Rasamoelison sy Ramilison Rainy.
5. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 08:54)
TSIA ! DISO BE IZANY fa Ramilison avy ao fenoarivo famillen-dry Rossy fa ity Rainitelo ity ilay avy ao Amboanana Arivonimamo ! Ranarison izy taloha fa efa lasa Rateloson na Rainitelo !
6. endriny ( 01/09/2014 04:08)
Aza fady e, hay Ranarison Andohavary ihany izany no Rainitelo..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2612