Tovovavy 200 mahery nalaina an-keriny ary tsy hita hatramin'izao tany NIGERIA

1. ZAKAIOSY ( 28/06/2014 01:12)
Diso fanantenana tanteraka aho t@ lalao nataon'ny NIGERIA voalohany t@ fiadiana ny amboara eran-tany @ baolina kitra tany Bresil, nanantena hahita sora-baventy teny @mpanohana ny NIGERIA sy entin'ny mpilalao aho ho fiantsoana an'izao tontolo izao hanampy azy ireo hanavotra ireo zazavavikely 200 mahery nalain'ny "DEMONY" an-keriny ka tsy hita hatramin'izao. Tsy nisy na dia olona iray aza tao anatin'ny federasiona Nigeriana nanana izany hevitra izany, tsy mahagaga raha anjakan'ny "Demony" sy ny "mpanjanatany @ endriny vaovao" izay mampiasa ireo demony ireo @ fomba ankolaka ny kaontinanta afrikana, satria na ireo iray tanindrazana aminy aza tsy mba manao hetsika farany izay kely akory mba hanampiana ireo tovovavy viravirain'ny "demony" ireo. Mety ho efa maro izay ny mitoe-jaza @ireo 200 mahery ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4634