Hoatrany any an-danitra

21. hery ( 16/07/2014 11:01)
Angamba tsy resaka hoe fahotana sy tsy fahotana koa ilay resaka hoe tsy mamely ny milalao mitokana. Satria manjary làla-manapaka be ilay izy. Tsy mila sila-panahy intsony fa tonga dia mahavita tena. Mahafinaritra koa ange ilay mifamilafila e. Dia mahafinaritra koa hoe avy amin'ny olon-tianao no nahafantaranao hoe ito ny teboka mampangorintsina sns.
22. rhaj0 ( 17/07/2014 16:45)
Dia ahoana ireo tsy manana andefimandry, na nilaozan'ny andefimandriny (vetivety), na ireo maty andefimandry, na ireo zaza/tanora mbola tsy manana andefimandry... ? Tena mba tsisy antra (tsisy empathie) @ olona tsy manana sila-panahy kosany anie i Hery izany e...

Avelao ny olona mba hampirevy ny tenany ao e.. DIa ianao koa ho'a afaka mampirevy ny tenanao irery ao fa mety mahasoa anao koa anie izany e... Mety hitanao ao ihany farany ny "teboka mampangorintsina" anao ao dia mba afaka lazainao aminy...
23. booboo ( 21/07/2014 15:40)
Josiah > rehefa mi-crac crac boum boum dia teneno an'ilay partenaire-nao koa izay tianao e ! mampiasà koa ireny kilalaon'olon-dehibe ireny. Mety hiakatra velona any an-danitra ihany ianao ny farany. Fa samy manana ny fahatsapany isika @ ilay tonga any an-danitra, tonga any @ paradisa ve ianao dia ho hainao mi-décrire ilay izy raha tsy hoe milay be, dia izay :-D :-D.

http://youtu.be/4pJMNZLw-XA

io zao Mika milaza ny fahatsapany an-kira :-D :-D :-D
24. 5laody ( 23/07/2014 16:58)
Mandraisa ary isika taratasy sy penina fa hanomboka ny soratononina.

vonona daholo ve?

lohateny Handeha hanasa lamba (midina andalana.)

Tapa-tsinay aho nanaraka ity dinika ity (faingo) satria mahay manala azy tokoa ny mpandray anjara amin'ny serasera: (teboka roa midina andalana, zanatsipika voalohany)

-Rahj0 (anaran'olona miantomboka amin'ny renisoratra) izany moa (faingo) toy ny mpitantara famaranana ny amboara eran-tany avy any amerika atsimo rehefa manazava an-tsakany sy an-davany hoe maty ny baolina.( midina andalana, zanatsipika faharoa)

-Tsy mety kosa (faingo) hoy i Hery (faingo) raha tsy mipasy baolina toa an'i Rubeen (faingo) satria ekipa no milalao fa tsy izy irery. (midina andalana, zanatsipika fahatelo)

- Lasa eritreritra nefa ny mpamaky manontany tena hoe (teboka roa) manokafa faraingo 'maninona moa no nasiany s ilay (sokafy indray faraingo sosona)" faire plaisir aux dames (baraingo fanontaniana ,hidio ny faraingo sosona sy faraingo tsotra)?" ' (midina andalana)
dia ho telo ve na maherin'izany ny isanareo am-perinasa Rhaj0? (baraingo fanontaniana)
(midina andalana, zanatsipika fahaefatra)


-Ny amin'ilay kilalao kosa dia aoka tsy hiandry noely vao mividy ary aza menatra mividy any amin'ny mpivarotra nefa raha tsy mety ny sainao dia afaro amin'ny tranonkala manokana.Tandremo sao olon-kafa nefa no manokatra ilay boaty. (midina andalana, zanatsipika fahadimy)

-Rehefa mahita olona manasa lamba aho izao dia vaky hehy tsy satry amin'ilay hoe (teboka roa) : mihetsiketsika ny bassin.
Toa izany hono no hampiasana ilay machine à laver praograma essorage

vita ny soratononina [size=20](teboka mampangoritsina)[/size] xD

firy ny isan'ny diso?

25. titakelimafatifaty ( 03/08/2014 16:41)
dia ahoana ndray zany lay hoe tonga kely sy fontaine??
Inona ny mahasamihafa azy zany?

rhaj0:

O ry gasy moa e ...

http://fr.wikipedia.org/wiki/Orgasme
De manière générale, quand une femme approche de l’orgasme, le clitoris en érection se retire sous le prépuce clitoridien, et les petites lèvres enflent, deviennent plus foncées et plus sensibles. Lorsque l’orgasme est imminent, le vagin diminue de volume, environ 30 %, et se gorge de sang. Les muscles de l’utérus se contractent.

Au moment même de l'orgasme, l'utérus, le vagin et les muscles du bassin subissent une série de contractions musculaires. La lubrification naturelle du vagin est alors intense.

Après l'orgasme, l'afflux de sang disparait, ce qui fait que le clitoris sort du prépuce et reprend sa taille normale, en moins de 10 minutes.


Ireo no fisehony ivelany rahefa tonga any... an-danitra. Hanontanio Ikoto na Ikala raha mahita an'ireo.. raha tsisy @ tsirairay @ ireo signeS rehetra ireo dia mbola tsy (tena) any izany... hono.

Fa ny tsapanao anatinao indray, hono, dia ao milaza fa toa feu d'artifice ao anaty ao, ao milaza fa tourbillon d'eau mahafanina, ao ny milaza fa mangoritsina hatrany an-doha ka am-paladia, etsetra... i Mahaleo sy ry Fafah nihira fa "Ny Ambany Mihovitrovitra", fa toa tena ny tena iray manontolo mihintsy no mihovitrovitra... ary avy eo dia tena bodaka tanteraka.

Fa ny lakileny dia araka i Mahaleo sy Fafah teo ihany : "Tsara Karakaran'Olon-Tiana"...
26. rhaj0 ( 05/08/2014 11:10)
ngo dia fable de la... fontaine no resahanao.. ohatra hoe L'Amour et la Folie...
Fa toa tsy izany hono kouh... etoy jerena e ... raiso ho toa ny mijery vaovao ny tapany voalohany.. mety efa fantatrao fa jerijereo ihany e...
27. rhaj0 ( 14/08/2014 11:54)
hey... tsy mety tonga aho... tsy mety tonga h@ faran'io video io ambony io (lava loatra) no tiako tenenina :)

Ho anareo izay nahajery h@ farany, inona no tian'ilay bandy varotana ao ? (ngo dia misy ankamely na daka tsy hita maso mantsy ka mahatsiaro tena tompon'andraikitra aho sao dia voarebirebiny na voany ao ianareo)
28. rhaj0 ( 20/08/2014 16:53)
Efa tafakatra mihoatra ny 1000 ny vangy eto, ka tena tsy efa "hoatrany any an-danitra" ve izany e.. :)
29. hantsafidy ( 23/09/2014 06:50)
Tena mahaliaana le resakareo ato fa ny mahagaga kely manao honohono nareo fa tsy le efa niainanareo no ifampizaranareo. Valiny amy ny le hoe mahatonga kely sy be tena misy daholo ireo rehefa tena tsara karakara dia tena mi ejaculer ny vehivavy ary io no tena faratampon fahafinaretana
30. mycall ( 28/11/2014 11:25)
sarotra be ny hiertreretana izany fa tokony ny finoana no tena atao matavy tsara fa araka ny voalaza ao amin'ny soratra masina dia tsara lavitra ny any ary volamena ny lalana any;nefa kosa tena tery ny lalana any,ary tena marina izany,mila mangataka lalandava ny fitarihin'ny fanahy masina sy ny fahendrena avy aminy dia mitoetra lalandava amin'ny fankatoavana an'andremanitra.HO TAHIAN4NY TOMPO E!
31. iriantso15 ( 08/01/2015 12:26)

josiah:

Sao dia mba misy afaka manazava hoe hoatrany ahoana kay izany ohatrany any an-danitra izany rhf ilay manao firaisana iny, fa efa ela ihany izay nanaovako izay fa tsy nahatsiaro otrany any an-danitra izany aho.Isika izay eto an-tany manko mbola tsisy tany an-danitra fa fomba hoenty miteny fotsiny io fa mba tiako ho fantatra hoe otrany ahoana ary izy zany.Misaotra mialoha
zao ary.ts maatsiaro tena intsony ianao,ts fantatrao tsony fa oe manao ianao,ts fantatrao tsony izay ataony amnao eo ,feno fahafinaretana tanteraka n vatanao iray manotolo.mrc
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773