Hoatrany any an-danitra

1. josiah ( 06/06/2014 01:01)
Sao dia mba misy afaka manazava hoe hoatrany ahoana kay izany ohatrany any an-danitra izany rhf ilay manao firaisana iny, fa efa ela ihany izay nanaovako izay fa tsy nahatsiaro otrany any an-danitra izany aho.Isika izay eto an-tany manko mbola tsisy tany an-danitra fa fomba hoenty miteny fotsiny io fa mba tiako ho fantatra hoe otrany ahoana ary izy zany.Misaotra mialoha
2. Fitokisana ( 10/06/2014 20:44)
Le any andanitra aloha dia saro-patarina e, satria ny tenanay koa mbola eto antany fa tsy mbola nitsidiky ny ao ambony ao!
Ra ny firaisana no tianao ho fantatra dia ohatran'ny mihinana sakafo tianao/ankafizonao indrindra! Tsy te hiala na voky aza fa te hihinana foana. Io no ohatra mora azo anazavana azy.
3. andrywui ( 11/06/2014 06:17)
Non , tsy zay le tian'i josia tenenn fa le malemy tanteraka tsy mahatsiaro tena reny !! Iny ry josia de arakarakilay bandy à . Misy manko ary sur ah fa otrizay le couple nao le bandy ktsouf ktsouf 10mn de vita ,, tsy tonga any enao amininy !! Fa misy bandy tena mahavita anio tonga any andanitra resahanao io mintsy ...
4. rhaj0 ( 12/06/2014 13:48)
O ry gasy moa e ...

http://fr.wikipedia.org/wiki/Orgasme
De manière générale, quand une femme approche de l’orgasme, le clitoris en érection se retire sous le prépuce clitoridien, et les petites lèvres enflent, deviennent plus foncées et plus sensibles. Lorsque l’orgasme est imminent, le vagin diminue de volume, environ 30 %, et se gorge de sang. Les muscles de l’utérus se contractent.

Au moment même de l'orgasme, l'utérus, le vagin et les muscles du bassin subissent une série de contractions musculaires. La lubrification naturelle du vagin est alors intense.

Après l'orgasme, l'afflux de sang disparait, ce qui fait que le clitoris sort du prépuce et reprend sa taille normale, en moins de 10 minutes.

Ireo no fisehony ivelany rahefa tonga any... an-danitra. Hanontanio Ikoto na Ikala raha mahita an'ireo.. raha tsisy @ tsirairay @ ireo signeS rehetra ireo dia mbola tsy (tena) any izany... hono.

Fa ny tsapanao anatinao indray, hono, dia ao milaza fa toa feu d'artifice ao anaty ao, ao milaza fa tourbillon d'eau mahafanina, ao ny milaza fa mangoritsina hatrany an-doha ka am-paladia, etsetra... i Mahaleo sy ry Fafah nihira fa "Ny Ambany Mihovitrovitra", fa toa tena ny tena iray manontolo mihintsy no mihovitrovitra... ary avy eo dia tena bodaka tanteraka.

Fa ny lakileny dia araka i Mahaleo sy Fafah teo ihany : "Tsara Karakaran'Olon-Tiana"...
5. rhaj0 ( 12/06/2014 13:55)
Hadinoko... raha mifantoka be loatra @ hoe ho tonga sa tsy ho tonga ianao, dia mety very eny an-dalana... Fa matetika mantsy ny ao a-dohanao ao no tena mitondra azy koa... hono.

Fa dia mahitA fahafinaretana e... :)
6. andrywui ( 12/06/2014 14:06)

rhaj0:

Hadinoko... raha mifantoka be loatra @ hoe ho tonga sa tsy ho tonga ianao, dia mety very eny an-dalana... Fa matetika mantsy ny ao a-dohanao ao no tena mitondra azy koa... hono.

Fa dia mahitA fahafinaretana e... :)

Tsara asiana fiaonana iany zany ho atsika ireto ,,ho anizay ankizy vonona mba hianarana anzay ry rhajo o ? ,,asa ra ohatra mo ka théorie no atao na ra ohatra ka de asina pratique kely eo ...
Organizeo zay hery à !!
7. rhaj0 ( 12/06/2014 20:37)
Io kosany dia ao @ intimite-n'ny tsirairay ao e...
Raha tsy hoe angaha exhibitionist na koa mpanao lapabe nareo..

Fa toro-hevitra hono.. dia manaova matsiro basio e...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Masturbation

ao misy h@ teknika... aza raisina hoe paorinao io fa raiso hoe fianarana.. Koa na efa manambady aza ianao dia tsy quoi io fa mety ilaina ihany. Eo ianao no mianatra hoe ahoana ny tenanao, aiza ireo zone erogene-nao, ahoana ny fizoranao mankany mankany, ets...

Fa dia aza tazomina sy kobonina ilay filAna, na hoe atao maha-menamenatra fa normal io e.. (ny mifanohitra @ izany no anormal)

TsarA revy daholo oooo...
8. andrywui ( 12/06/2014 21:02)
Ka zay mitsy l izy e ,aleo asina fihaonana ho anze vonona oa de mianatra eo tsika refa tapitra ny leçon de asina application sao tsy tadidy .
Manorata anarana eto zay vonona hianatra e , sao de bandy be daolo no hianatra manko ka lasa mapme le cours .
9. josiah ( 13/06/2014 02:54)
Za tena vonona hianatra fa tena hoatrany mahay mampianatra be nareo, de aiza ny fotoana de @firy de aiza mihaona????
10. rhaj0 ( 13/06/2014 11:14)
Ny fahitako azy dia ianareo roaroa ao no "m(ifamp)ianatra".. Sady tsisy recette hoe izao dia mety 100% fa samy manana ny tenany sy ny reaction-n'ny tenany ny tsirairay... dia miara-mi-decouvrir ao nareo roaroa e... sady favy anie rahefa misy complicite ao aminareo roaroa ao e...

Fa ataovy mazava ny communication e... ilazao izy hoe izao sy izao no tsapanao/tianao... dia hanontanio izy hoe ahoana koa ny aminy... Rahefa misy fitiavana anao ao aminy ve tsy hihaino izy, ary raha misy fitiavana aminy ao aminao... dia miara-miezaka ao nareo roaroa e...

Fa dia maniry hafaliambe sy hasambarambe ao e... rahefa sambatra (ao am-pandriana) hono ny olona dia toa manja ny fiaraha-monina... ;)
11. Fitokisana ( 14/06/2014 08:06)

josiah:

Za tena vonona hianatra fa tena hoatrany mahay mampianatra be nareo, de aiza ny fotoana de @firy de aiza mihaona????

Io ry Josiah ny fijeriko azy, ra ho an'ny anakmaroan'ny vehivavy ( fa misy exception), dia ilay miaraka amn'ilay olona tiana no tsara ianarana azy a! satria eo ndry no mahazo io tsirony isankarazany io ra mahay mifampiresaka tsara nareo. le izy anie mifangaro sentiment e fa tsy ataotao pratique fotsiny!
Ny lehilahy matetika no mahay manavaka sentiment sy ny firaisana. Saingy misy voafandrika koa aza na de efa manambady aza!!!
12. rhaj0 ( 14/06/2014 22:13)
i Josiah moa nanontany tatsy @ Fivavahana, Finoana, raha ohatra ka fahotana ny manao matsiro basio... Dia hoy aho hoe, aza mba manaiky culpabiliser-ndrizalahy (ka hoe fahotana) @ resaka sex e... Na sex alohan'ny mariazy io, na sex samy lahy/vavy, na sex oral io, na matsiro basio,...

Ka matetika hono, ny ao an-dohanao na izay masaka an'eritreritrao ao ihany no (tsy) mitondra anao mankany mankany. Ka raha mahatsiaro fa manota ianao, dia coince ao fa tandremo e...

Fa dia tsisy ota izany ny manao na ny manao matsirobasio... Hanontanio ny gourou-be rehetra any hoe, aiza ho aiza @ ao anaty Baiboly no milaza fa hoe "aza miray" na hoe "aza mankafia"... fa zareo no milaza antsanga tsy aman'orana ao. Sahala @ filan'ny vatan'olombelona tsotra io amiko ka tsisy tokony ho bedibedy @n'a pas, fa manjary manimba ny fahasalamana (ara-sex) fotsiny eo.

Ho lazainy eo koa ianao hoe aza mihinana valala (satria "loza" io), na koa hoe aza misasa na hotr'izany fa satria ota daholo izany (hainao ihany rizareo mahay mandahatra ireny), dia ahoana...

Ny manao an-keriny na ny manao tsy @ sitra-pon'ny hafa no ... mandika lalAna.
13. Fitokisana ( 15/06/2014 18:58)

Fa na izany kosa aza hoy aho, hafa ihany ny manaja tena. Miaraka amin`'ny olona tiana, fa tsy io olona rehetra ze hita io! Ny fahasalamana koa mila tsonjovona( Sida sns). Ra hanaovana pratique fotsiny no hanaovana azy de dommage ho an'ilay fo! Mety za koa angamba no te ho romantique be eo!
14. rhaj0 ( 16/06/2014 12:50)
Ho an'i Fitokisana: ilay masturbation anie resaka solo e...

Fa tiako amafisina tsara aloha hoe, TSY fahotana izany ny masturbation.

Raha mi-se-matsirobe ny olona (sasany) dia azo(ko) raisina hoe, fizahana sy fahafantarana ny tenany (sy ny sex)... Ny adolescent-e, na ny ankizikely kokoa azany, izao dia manana reaction natioraly raha vao injay mahatsiaro ny sex.. mikitikitika eo izy dia mizaha sy mahafantatra ny tenany (sy ny sex) = mi-se-matsirobe izy.

Ka raha izay no reaction natioralin-draolombelona, dia aoka re TSY "culpabiliser"-na izany fa manjary mahakitika ny fahasalamana ara-sex...

15. Fitokisana ( 16/06/2014 13:51)

Kay ve e! Iny indray aloha de ekeko e! Le miaramatory amin'ny n'importe qui ihany no tsy mety!
16. rhaj0 ( 17/06/2014 20:42)
Dia rahefa mi-se-matsirobe ianao, dia tahaka ireo ankizy manandrakandrana, dia hitombo fahalalana ny tenanao sy ny fizotranao mankany mankany ho'a...

Raha miaraka manandrakandrana eo ianareo roaroa, dia miara-mahita eo fa dia tena mandalo @ iretsy dingana isan-karazany itsy...
1- le clitoris en érection
2- les petites lèvres enflent,
3- lubrification naturelle
4- le vagin diminue de volume, environ 30 %, et se gorge de sang
5- Les muscles de l’utérus se contractent.

ka dia #6 ... #98, ary dia tonga ilay horaka be hoe "O ry gasy moa e"... araky ny hoe
99- Au moment même de l'orgasme, l'utérus, le vagin et les muscles du bassin subissent une série de contractions musculaires

Ka ny lakileny izany dia mila ilay "Tsara Karakara", na ianao no mikarakara-tena (matsirobe), na izy no mikarakara eo, na am-bava io na an-tsoratra... irosoana @ ireo dingana isan-karazany... Rahefa eo @ #4 fara-faha-alohany, na #5 (mety afaka 1minitra io na 10 minitra na mihoatra), dia izay vao miditra (@ tena izy), fa dia rahefa ao @ #6 ka h@ #98 ka mikofokofoka ao, fa dia tena manidina rahefa #99...

Izay aloha ... raha ny fahazaoko an'i wikipedia io e ..
Fa raha misy manana traikefa hafa dia zarao koa e... Fa araka ny hira io hoe "Revy Samy Manan'ny Azy"... fa mety daholo izany rahefa tsara ny revy
17. sahia ( 18/06/2014 09:56)
marina izany voalazandraFitokisana izany an, ny tenanao omeo lanja fa tsy izay hita rehetra dia hianaranao ilay any andanitra
Fitokisana:

rhaj0:

i Josiah moa nanontany tatsy @ Fivavahana, Finoana, raha ohatra ka fahotana ny manao matsiro basio... Dia hoy aho hoe, aza mba manaiky culpabiliser-ndrizalahy (ka hoe fahotana) @ resaka sex e... Na sex alohan'ny mariazy io, na sex samy lahy/vavy, na sex oral io, na matsiro basio,...

Ka matetika hono, ny ao an-dohanao na izay masaka an'eritreritrao ao ihany no (tsy) mitondra anao mankany mankany. Ka raha mahatsiaro fa manota ianao, dia coince ao fa tandremo e...

Fa dia tsisy ota izany ny manao na ny manao matsirobasio... Hanontanio ny gourou-be rehetra any hoe, aiza ho aiza @ ao anaty Baiboly no milaza fa hoe "aza miray" na hoe "aza mankafia"... fa zareo no milaza antsanga tsy aman'orana ao. Sahala @ filan'ny vatan'olombelona tsotra io amiko ka tsisy tokony ho bedibedy @n'a pas, fa manjary manimba ny fahasalamana (ara-sex) fotsiny eo.

Ho lazainy eo koa ianao hoe aza mihinana valala (satria "loza" io), na koa hoe aza misasa na hotr'izany fa satria ota daholo izany (hainao ihany rizareo mahay mandahatra ireny), dia ahoana...

Ny manao an-keriny na ny manao tsy @ sitra-pon'ny hafa no ... mandika lalAna.

Fa na izany kosa aza hoy aho, hafa ihany ny manaja tena. Miaraka amin`'ny olona tiana, fa tsy io olona rehetra ze hita io! Ny fahasalamana koa mila tsonjovona( Sida sns). Ra hanaovana pratique fotsiny no hanaovana azy de dommage ho an'ilay fo! Mety za koa angamba no te ho romantique be eo!
18. rhaj0 ( 18/06/2014 18:02)

Sanatria ve dia tsy ho tafa-amenao lanja (mba ho any an-danitra koa) ny tenanao, fa ho avelanao insatisfaite eo foana, na toa ataonao ho fanomezan-danja ny andefimandrinao fotsiny (izy ihany no mankany an-danitra).

Io ianao rahefa mi-se-matsirobe, na eo izy na tsia, dia manome lanjany (fahasoavana sy fifaliana) ny tenanao. Raha amen'ny andefimandrinao lanjany koa moa ny tenanao (ho alefany any an-danitra ianao) dia vao mainka tsara...

19. mpisotrtoaka ( 02/07/2014 13:11)
Za ary zao ry kalakely ity mbola aty foana fa ts tafidina tsony a ! Mahafinaritra ange aty zany e ! Mihetsika foana r'ty ny bassin-ko a !
20. rhaj0 ( 03/07/2014 12:57)
Koa raha tsara revy re ianao dia mba ampazahoy koa izy e.. Mino aho fa ianao ry Mpisotrtoaka dia tsy sahala @ ireny mpisotro toaka ireny, ka hoe, vao lasana ny azy dia tonga dia miesonabe ao..

Fa dia aza mba manao toa ireny bainina taloha fony tsy nipataloha ireny ho'a, ka ny tenany sy ny fahafaham-pony ihany no zava-dehibe, na ny fahafam-pon'ny viavy tsy rahirahiany (lazaina fa tsy maotina, na akoriny aza fa hoe manota ny viavy raha vao mankafia)

Dia ataovy point d'honneur foana ny hoe, "les dames d'abord". Rahefa lasa izy izay ianao vao mandeha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4718