hanao affiche goavana be

1. rabaradaka ( 05/06/2014 13:42)
Hitaona ny mpisera amin'itony forum itony aho ary hataoko affiche be eran'ny tanàna hoe "ILAZANA ISIKA REHETRA FA NY SERASERA IHANY NO FORUM AZO ANTOKA FA TSY HAMAFA NY ZAVATRA SORATANAO, AZA MANAO FORUM ANY AMIN'NY HAFA FA SERASERA IHANY"
2. hery ( 05/06/2014 14:36)
Fa aiza no misy voafafa? :-p
3. vazivazo ( 16/06/2014 12:53)
mba ento eran- tanàna tokoa hoe jerena raha mba mahazo kil manaraka anao enw, da aza hadino ny mitondra mpively amponga sy mpitsoka mozika hanafana ny lalan kaleha e
4. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 10:20)
d zahay handih am-pitoerana rhf raikitra ny sakoroka !
5. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 06:44)
Maninona tokoa moa rah mba mamorona Didy folon'ny serasera e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.088