dinika manokana amin'ny fomba malalaka tsisy bedy

1. ari.malala ( 05/06/2014 08:36)
miarahaba, toa tsy ao intsony sa izaho no tsy mahay mijery?
novalian'i veloo ny 05/06/2014 18:52
2. 5laody ( 05/06/2014 10:25)

ari.malala:

miarahaba, toa tsy ao intsony sa izaho no tsy mahay mijery?

Salama,

Bedy izy dia nesoriny na nafindrany?
3. hery ( 05/06/2014 10:29)
Efa tsy misy dinika manokana intsony fa efa any am vondrna daholo

Ny malalaka tsisy bedy dia ato: http://namana.serasera.org/vondrona/asehoy/aminny-fomba-malalaka-tsy-misy-bedy

:-)
4. ari.malala ( 05/06/2014 10:31)
misaotra e :)
5. veloo ( 05/06/2014 18:52)
Mbola ato ihany aky a mandalo kely dia mivoka fa sahirana - mirary soa andry sy ny fianakavina-ndry aky a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8992