hetsika ho @ fananan-tany 03 jona 2014

1. vonynive ( 31/05/2014 08:25)
(tsy fety fa fihaonana)
miarahaba ny mpisera,

Hisy fampirantiana sy famelabelaran-kevitra momba ny FANANAN-TANY sy ny ZON’OLOMBELONA FOTOTRA ary ny FAMATSIAM-BOLA iarahana amin’ny SEHATRA IOMBONANA HO AN’NY FANANAN-TANY hatao eo amin’ny
Toerana : anoloan’ny lapan’ny tanàn’Analakely
Vaninandro : 03 jona 2014
Hisy artista mpiara-mitolona hanafana io fotoana io
tongava mandray anjara
Antsoina manokana ho tonga ao ny
-DOMAINE
-TOPO
-BIANCO
-FITSARANA
novalian'i vonynive ny 19/06/2014 05:09
2. Fitokisana ( 03/06/2014 11:57)
ary ny vahoaka tsotra angaha tsy mahazo manatrika?
3. vonynive ( 03/06/2014 12:02)

Fitokisana:

ary ny vahoaka tsotra angaha tsy mahazo manatrika?

ka izy indrindra ilay antsoina ho tonga maro koh
4. 5laody ( 03/06/2014 13:45)

vonynive:

Fitokisana:

ary ny vahoaka tsotra angaha tsy mahazo manatrika?

ka izy indrindra ilay antsoina ho tonga maro koh

Ny vahoaka tsotra miasa talata, tsy afa-manatrika ka mba ilazao hoe nanao ahoana?

5. vonynive ( 07/06/2014 07:34)

5laody:

vonynive:

Fitokisana:

ary ny vahoaka tsotra angaha tsy mahazo manatrika?

ka izy indrindra ilay antsoina ho tonga maro koh

Ny vahoaka tsotra miasa talata, tsy afa-manatrika ka mba ilazao hoe nanao ahoana?

hiezaka hitatitra araka izay fantatra e
6. vonynive ( 17/06/2014 08:43)

vonynive:

5laody:

vonynive:

Fitokisana:

ary ny vahoaka tsotra angaha tsy mahazo manatrika?

ka izy indrindra ilay antsoina ho tonga maro koh

Ny vahoaka tsotra miasa talata, tsy afa-manatrika ka mba ilazao hoe nanao ahoana?

hiezaka hitatitra araka izay fantatra e

miarahaba ny mpisera
araka ny fantatra io hetsika natao io dia lakolosy fanairana ihany fa toy izao ny tohiny :

Ny atrikasa fifanakalozan-kevitra eo amin'ny samy fiarahamonim-pirenena sy ny mpanapa-kevitra dia natao ny 16 jona 2014 tao amin'ny PANORAMA Andrainarivo tamin'ny fiaraha-mientan'ny SIF, ny vovonan'ny fiarahamonim-pirenena momba ny tany, sy ny fiarahamiasan'ny CRAAD-OI
Ny tanjon'ny atrikasa dia fifampizarana ny fahazoam-baovao ary ny fijerin'ny rantsa-mangaika amin'ny fananan-tany eo amin'ny famatsiam-bola indrindra eo amin'ny sehatry ny fambolena sy ny harena an-kibon'ny tany
izany hoe fampivondronana ny hery mba hijerena manokana ireo olana sy vahaolana eo amin'ity fananantany ity
7. vonynive ( 19/06/2014 05:09)

Droits humains, foncier et investissements,
Atelier de dialogue multi-acteurs (autorités, investisseurs et société civile + représentants des communautés locales)
Des résolutions, prochainement à publier, ont pu être trouvées concernant les points suivants en tenant compte des propositions des différentes parties prenantes:
- Respect des droits fonciers non écrits :
- L’investissement comme levier de développement
- Transparence du processus d’investissement
- Protection de l’environnement, sécurisation foncière, investissement
- Sécurisation foncière et sécurité de l’investissement
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.289