AHOANA FOMBA FANANATRATSARANA OLONA MPANDROMBA FARITRA AMPATSAKANA , ISOTSY , AMPEFILOHA , MAHAMASINA , MANODIDINA.

1. ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:51)
BETSAKA NY MPANDROMBA AO MANGALATRA VILANY, COVETA, AKOHO, ANKANJO, VOLA, EPICERIE, FIARA, TOERAMPIVAROTANA, ANY AMPIANGONANA, FIHIRANA, BAIBOLY, TELEPHONE , ZAVATRA ECT MANAO LATSAK'ALINA IZY IREO . AHOANA IZANY?
novalian'i hery ny 16/10/2014 10:11
2. nannie ( 27/05/2014 06:31)
Fahasalamana, tsy hamaly ny fanontanianao aho aloha fa hanao fanamarihana fotsiny alohan'ny rehetra. Ny fiteny sy fanoratra dia hoe "fanatratrarana" fa tsy hoe "fanatratSarana". Fototeny "tratra" fa tsy "tratsa". Misaotra.
ANDRIAMENA45:

BETSAKA NY MPANDROMBA AO MANGALATRA VILANY, COVETA, AKOHO, ANKANJO, VOLA, EPICERIE, FIARA, TOERAMPIVAROTANA, ANY AMPIANGONANA, FIHIRANA, BAIBOLY, TELEPHONE , ZAVATRA ECT MANAO LATSAK'ALINA IZY IREO . AHOANA IZANY?
3. hery ( 27/05/2014 08:11)
Sady aza atao sora-baventy (majuscule) tahaka an'io ho'aho...

Jereo fa sao dia mikatso ny "clavier"
4. mpisotrtoaka ( 16/10/2014 10:08)
Rahery lehireto ts mahazaka mamaky message majuscule miits a ! hahahahahahaha
5. hery ( 16/10/2014 10:11)
Tsy mahazaka olona mikiakiaka koa aho :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3882