Inona ny MARINA amin'ireto Jirama ireto e?

1. sahia ( 19/05/2014 11:41)
Tena tsy azoko mihitsy ny fomba fiasan'ireto Jirama ireto e, izahay efa tamin'ny JUIN 2010 no nahaloa ny devis amin'ny fampidirana herin'aratra, hatramin'izao dia mbola tsy mivaly , KANEFA NY OLONA NANDOA VOLA TAORIANAY EFA NAHATAFIDITRA, dia eo ilay mampanontany tena hoe FA AHOANA NY TENA FANDEHAN'NY FOMBA FIASAN 'ny JIRAMA? tamin'ny heritaona izahay no efa nanomboka nanotany hoe aiza ho aiza ny fizotran'ny fampidirana jiro, dia efa novaliany fa EFA EO AMIN'IZAY NAHALOA DEVIS MAI 2010 IZAO (2013 io valiteny io an) , ankehitriny indray mandalo hoe manahoana ny fandehan'ilay izy LASA NIVERINA ANY AMIN'NY VOLANA APRILY 2013 NDRAY HONO? ???? de gaga enw! Marihiko fa Jirama eny amin'ny 67ha no miandraikitra ny ety aminay, ny manahirana dia tsy avelan'ireo mpiasa ao MIDITRA MANOTANY MIVANTANA NY CHEF d 'Agence , fa na ny nomerao an-taroby hitako ato amin'ny internet aza dia tsy mandeha akory. Raha misy mba manana soso-kevitra omena dia mba toroy izahay. Misaotra anareo mamaly sy manoro hevitra amin'ny tokony hatao.
2. lonlee ( 19/05/2014 12:22)
kolikoly vao maazo ao e
sahia:

3. 5laody ( 20/05/2014 12:47)
Fantany ianao fa tsy afaka any amin'ny mpifaninana aminy tsinona satria izy irery no eo.
Ny delestge ary efa manao ny ataony koa indrindra hoe mbola ho ampiana ho ampiana foana ny kil. Ny mody maty aloha no tetika mahomby voalohany. Indrindra raha hoe sarosarotra ny misy anareo?

Mety mandamina deplacement izy hoe ny vondrona eto ho eto aloha no atao. dia any aminao ilay tsy dia betsaka olona. (iverenako ny teniko raha toa ka olona eo akaikinareo ilay nangataka iray volana ao aoriana nefa efa nahazo jiro).

4. sahia ( 21/05/2014 12:11)
Tena olona eny akaikinay mihitsy ilay nahazo talohanay io ry 5laody an! fa ny ahy zany ilay resaka risoriso tena tsy mba talentako e, izay no hiandrasako ilay rariny NEFA dia TSY HIOVA MIHITSY IZANY NY TOETSAINTSIKA GASY fa andevozin'io ASA MAIZINA IO FOANA E, Mikasa ny hizotra any amin'ilay concurent-n'ny Jirama ary zaay io dia ilay fampiasana ny PANNEAU SOLAIRE, Fa ny olana dia ilay fomba hangalana ny VOLA EFA VOARAIN JIRAMA (devis), aleoko miditra amin'io raha toa izay HANOME KOLIKOLY ANDRY ZALAHY MPIASA JIRAMA IHANY.

5laody:

Fantany ianao fa tsy afaka any amin'ny mpifaninana aminy tsinona satria izy irery no eo.
Ny delestge ary efa manao ny ataony koa indrindra hoe mbola ho ampiana ho ampiana foana ny kil. Ny mody maty aloha no tetika mahomby voalohany. Indrindra raha hoe sarosarotra ny misy anareo?

Mety mandamina deplacement izy hoe ny vondrona eto ho eto aloha no atao. dia any aminao ilay tsy dia betsaka olona. (iverenako ny teniko raha toa ka olona eo akaikinareo ilay nangataka iray volana ao aoriana nefa efa nahazo jiro).

5. 5laody ( 21/05/2014 16:17)
Tsy fantatro izy raha hamaly raha andefasana taratasy rekomande (raha any amin'ny tany tan-dalana aloha dia mamaly izy) hoe rahoviana no hanao asa ry zareo, afaka mieritreritra vahaolana hafa ve na mitaky famerenam-bola.

Ka tokony ho fantatra hoe aiza no alefa ilay taratasy miaraka amin'ny kopian'ny reçu tam devis sns.

(devis ve =contrat? =voaloha ny vola rehetra?)
6. endriny ( 12/06/2014 09:17)

sahia:

Tena tsy azoko mihitsy ny fomba fiasan'ireto Jirama ireto e, izahay efa tamin'ny JUIN 2010 no nahaloa ny devis amin'ny fampidirana herin'aratra, hatramin'izao dia mbola tsy mivaly , KANEFA NY OLONA NANDOA VOLA TAORIANAY EFA NAHATAFIDITRA, dia eo ilay mampanontany tena hoe FA AHOANA NY TENA FANDEHAN'NY FOMBA FIASAN 'ny JIRAMA? tamin'ny heritaona izahay no efa nanomboka nanotany hoe aiza ho aiza ny fizotran'ny fampidirana jiro, dia efa novaliany fa EFA EO AMIN'IZAY NAHALOA DEVIS MAI 2010 IZAO (2013 io valiteny io an) , ankehitriny indray mandalo hoe manahoana ny fandehan'ilay izy LASA NIVERINA ANY AMIN'NY VOLANA APRILY 2013 NDRAY HONO? ???? de gaga enw! Marihiko fa Jirama eny amin'ny 67ha no miandraikitra ny ety aminay, ny manahirana dia tsy avelan'ireo mpiasa ao MIDITRA MANOTANY MIVANTANA NY CHEF d 'Agence , fa na ny nomerao an-taroby hitako ato amin'ny internet aza dia tsy mandeha akory. Raha misy mba manana soso-kevitra omena dia mba toroy izahay. Misaotra anareo mamaly sy manoro hevitra amin'ny tokony hatao.

Mandehana eny Antsahavola miresaka amin'ny dir appro
7. mpisotrtoaka ( 29/07/2014 10:41)
Korazy enw e ! Ny ahy ar ato jiro ampoule 60 w roa tele iray d 250 mil isam-bolana ! Mankany foana fa ehe ! Ny omaly ihany no androany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505