taomy ny namana rehetra ho ato no hanao forum

1. rabaradaka ( 16/05/2014 13:11)
tena tsoriko fa malalaka ny serasera eto, tsisy sivana, aoka kosa tsy hiteny ratsy na teny mamoafady isika, aoka koa mba samy hifanaja. Tiako be ity serasera ity
novalian'i hery ny 23/06/2014 10:33
2. hery ( 23/06/2014 10:33)
Atombohy aminao ary e :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1605