aona no tena amatarako fa tia ahy marina izy e?nefa lavitra ny elanelatany misy anay ,mba meo hevitra oe za zay maita?

1. annick ( 14/05/2014 11:31)
mba meo torohevitra kely aho rireto sao lany andro fotsiny manatena azy
novalian'i shala ny 14/06/2014 22:02
2. hery ( 14/05/2014 18:00)
sarotra be izany... ilay olona tsy fantatray, ny fombanareo tsy fantatray, ny elanelan-tany tsy fantatray, be dia be loatra ny paramètres tsy ampy ka sarotra be ny hanome valiny mety tonga dia miditra amin'ilay olana.

Mahagaga fotsiny hoe maninona ianao no mametraka fanontaniana? Manana ahiahy ve? Tsy tia ve? Ny olona tia izany mantsy tsy mametraka an'io fanontaniana io mihitsy... ary matetika aza voafitaka. Fa tsy maninona izany satria fitiavana.

Raha vao manomboka mametraka ahiahy ianao dia tsy ampy intsony izany ilay fifankatiavana.
3. annick ( 16/05/2014 18:52)
bsr,misaotra anao aloha amin ny valiteny e,ka tia miintsy aho dia matahotra voafitaka;izy any madagascar zaho aty france,mifampiantso foana zahay fa ny indro kely misy foatoana izy antsoiko ny hariva tsy mandray ka izy indray no tezitra rehefa manotany sy misikotra aho toy ny oe fa maninona tsy mandray na mamaly ny sms....manome toky anefa fa tia ahy hono izy,mialatsiny amin ny fanotaniana fa mba te aheno avis ny sasany aho e,manomboka manahy aho amntsy
hery:

sarotra be izany... ilay olona tsy fantatray, ny fombanareo tsy fantatray, ny elanelan-tany tsy fantatray, be dia be loatra ny paramètres tsy ampy ka sarotra be ny hanome valiny mety tonga dia miditra amin'ilay olana.

Mahagaga fotsiny hoe maninona ianao no mametraka fanontaniana? Manana ahiahy ve? Tsy tia ve? Ny olona tia izany mantsy tsy mametraka an'io fanontaniana io mihitsy... ary matetika aza voafitaka. Fa tsy maninona izany satria fitiavana.

Raha vao manomboka mametraka ahiahy ianao dia tsy ampy intsony izany ilay fifankatiavana.
4. booboo ( 17/05/2014 11:44)
Ilay mi-psychote manimba fo sy saina. Rehefa tsy mandray izy dia ataovy ao an-tsaina mety hoe ao @ wc dia mbola sahirana ka tsy te hiresaka klou ^_^. Raha natao hiray lalana mandrakizay doria amen nareo na taona maro² vitsy² dia ho tafiaraka foana fa mandra-paha klou tohizo ny fiainana, tanteraho izay tanjonao manokana tianao ho tratrrina aty ivelany.

5. annick ( 17/05/2014 16:13)
BSR?misaotra betsaka fa tena mahafapo be ilay valiteny ,izay marina ,ra anjara tokoa dia miandry eo fona fa manimba fo sy saina be ilay izy fa aleo dia oita miandalana eny ;merci e
booboo:

Ilay mi-psychote manimba fo sy saina. Rehefa tsy mandray izy dia ataovy ao an-tsaina mety hoe ao @ wc dia mbola sahirana ka tsy te hiresaka klou ^_^. Raha natao hiray lalana mandrakizay doria amen nareo na taona maro² vitsy² dia ho tafiaraka foana fa mandra-paha klou tohizo ny fiainana, tanteraho izay tanjonao manokana tianao ho tratrrina aty ivelany.

6. moi ( 17/05/2014 18:21)
za indray aloha tsy tia miresaka anjara zany e, lasa ohatry ny hoe téléguidé zany sisa isika fa efa zay no anjara e !
mila kolokoloina ny fitiavana, izany zao no ifampiantsoana matetika, hifanaovana teny mamy, hanomezana toky ... be ny fakam-panahy raha misara-toerana, fa vavaka hanankinana ny fiainana e, ohatra hoe miara-mivavaka ianareo ao am Tel, na amin'ny ora mitovy ifanarahana. Ny ahafantarana fa tia izy dia mahafoy ho anao, ianao zao any frantsa ? alina kokoa noho ianao izy miantso io ; zany fotsiny dia efa fitiavana, fantatrao eny ihany e ! satriny hanome fahafahampo anao foana, mba indraindray ihany zany tsy mamaly na mandray antso zany ; raha izaho dia ataoko prioritaire ny phone avy aminao satria ianao koa any alavitra, lafo ny cout, sady olontiana ! zay fa lava loatra e... saropiaro angaha ?
7. annick ( 18/05/2014 11:48)
Ary tsika sy ianao ry moi mitovy hevitra iany..ka za efa kivy b d zay sisa ny mot farany oe sss refa anjara d ita eny e..ka lay anjara ko ange matetika na tokony aza de lasa tsy tokony nohon ny zavatra ataonao sy ataony iany..asa alou e .asa ra azonao ny tiko tenen..ka kivy aho satri za ary v miantso am 7 ariva mandef msg tsisy valiny na ko oe bip ..aveo am 9 mandef msg tsis valiny iany..am 12 al sisa miantso farany aho tsisy valiny.farany aho tezitra...d za ndray n diso apres tous..tena mamizaka ana ..lazaiko azy mintsy fa mba tsy tokony ratena lay phone ary priori satri io zan n mba soloko e..relation mifanalavitra zan tena important ny fifandraisana am telephone .au moin mba maprevenir na d sms 1 aza ra tsy afaka o tratra antso ..sss takny mahakivy e..lelahy lelahy iany tsin la plus part mapiragy daolo...en plus efa napirafy une fois izy f efa ela d nifona ..efa tena ela zany 2ans passé ..juste une nuit mais d apres ce qu il a dit sy falalako azy ko an..je ne sais plus koi fair e.....
moi:

za indray aloha tsy tia miresaka anjara zany e, lasa ohatry ny hoe téléguidé zany sisa isika fa efa zay no anjara e !
mila kolokoloina ny fitiavana, izany zao no ifampiantsoana matetika, hifanaovana teny mamy, hanomezana toky ... be ny fakam-panahy raha misara-toerana, fa vavaka hanankinana ny fiainana e, ohatra hoe miara-mivavaka ianareo ao am Tel, na amin'ny ora mitovy ifanarahana. Ny ahafantarana fa tia izy dia mahafoy ho anao, ianao zao any frantsa ? alina kokoa noho ianao izy miantso io ; zany fotsiny dia efa fitiavana, fantatrao eny ihany e ! satriny hanome fahafahampo anao foana, mba indraindray ihany zany tsy mamaly na mandray antso zany ; raha izaho dia ataoko prioritaire ny phone avy aminao satria ianao koa any alavitra, lafo ny cout, sady olontiana ! zay fa lava loatra e... saropiaro angaha ?
8. 5laody ( 19/05/2014 15:39)

Aza atao routine kosa ilay miantso na izany aza e, Nareo sipa anie no mahay mamoaka zavatra tora-po fa izahay tsy mahay e. Ny zavatra henon'i lery izao toy ny hoe "hiantso ndray rafotsy, inona indray izao no lzazaiko azy" ary rehefa mateti-pihavy b le phone indraindray na ts manin tsy manin aza ohatran'ny voatery mamorona izany dia ohatran'ny manomboka mandainga am tsisy dikany.

Sarotra ny mifankatia lavitany fa raha izaho aloha dia aleo hoe rehefa hiantso vao mi-sms kely e.

Misy olona fantatro (tsy ao amin'ny ministera vaovao na tetezaamita an!) nifandao efa ho 5 taona rizareo efa tsy dia nisy kôzy intsony sns dia nifankahita indray tam retour n'ny iray dia nivady e ( efa manan-jafikely).
9. annick ( 19/05/2014 21:08)
Hahaha d oe mamorona am tsisy dikany v nareo lelahy ref otrizay??otran alaminao miafana zany saiko zany an!!!so d miresaka am psy ary aho??hihi.merci aloha fa lasa miteny aho zao ngamb oe kay v zany e..fa za ndray alo d iantso fona e...
5laody:

10. annick ( 19/05/2014 21:08)

11. moi ( 20/05/2014 06:41)
Raha tia ve dia malaina raha antsoin'ny tiana ? Raha mifanalavitra dia io ihany angamba no mba iraisana, ny phone tokoa no mba solotenany. Fihetsika minimum angamba dia na mamaly sms tsotra hoe occupé, refa avy eo... na valiana bip fotsiny e, juste pour faire connaitre que l'appel est reçu. Mba maka ny toeran'ilay miantso mantsy e, hoe mangasihasy ao izy zao fa te hiresaka !
12. annick ( 20/05/2014 07:44)
Bjr..ary manakivy ana ndray enao enao an..ka zay anie oa e!!manin ramba valina kely fotsny..zan mintsy masosotra sy makivy ana..za io ef kivy an..za zao tsy niantso depuis jeudi d omaly manao vava ndray oe nandef fa sendra tao am fcb oe ay zany d ef tsy miantso tsony sad tsmisy na msg ray aza misaotra fa tafita ny hafatra ..d namaly aho oe za efa niteny fa tsy maantso tsony fa ra matsiaro enao miantso na mandefasa msg d mamaly aho fa tsy vitako ny otrireny sy tsy raraina n apl...ka aza manatena ana amizay tsony fa sady economie oahy ko zany sady mandany vola am crd miantso pour rien aho..aveo aho vo maik sorena satri nande tsara ny resaka nifona izy fa zao...a la fin niditra am resaka oe Tena gaga aho oy izy oe tena vitanao v tsy niantso ana mintsy .za zao teo lasa saina b oe aona .tena sairana b aho d votery napiditra crd fa misy prblm kely ko aho oy izy tena tsisy vola mintsy ..itako oe tsy nangatak izy fa manao resaka akolaka d voizina fona lay sairana .aveo somary tonga saina kely aho namosavy ndray ny saiko sady vao maik somary sorena oe so d tsy nanambola sy sairana d zay nifandraisana amiko aingana fa jerena to tsy niraraha aho..fa tsy noraraiko tsony kosa alou sady tsy namaly lay resabola sairana sns....aho fa aodiko fona ny resaka d tsy niteny...ary za zao tsy iantso tsony fa aleo izy no ibip d itako eo...fantany tsara fa tia azy aho fa n tsy tsapany lay zavatra madinidinika sy atezerako am zavatra ataony lasa tena iterak fankahalana b ato amiko..zao aho tena manomboka misy fiovana b satri zay mintsy ko ny toetrako e..za ref tia aho d tena tia sady tsy mahay manafina otran ny fitenin ny sasany oe aza apseona fitiavana lotra fa manitsaka ony..non non tsy otranzany aho fa ny ahy de porofoiko tsara ary tena omeko manotolo mihintsy fa une fois manomboka miahiahy aho na misy zavatra tsy zakako manotany aho tsy valina sy manazava fa fitapitahana mandaingandainga sns....tsy sanatri akory oe tezitra am zavatra tsy d misy dikan aho fa tena important amiko n fatsorana amzay lafiny fitiavana zay..matoa mandainga misy dikan ka ra tsy azavaina amko oe in n dikany tsy mety amiko..za nefa tsy saropiaro araklay noteneninao teo alou fa tsy mba manakana zay atao aho am namana na in na in mazava saina b aho fa saingy tsy tiko ny mandainga..lainga2 entre amis sns....pas grav fa entre couple non...aoka zay alo fa lava b ...
moi:

Raha tia ve dia malaina raha antsoin'ny tiana ? Raha mifanalavitra dia io ihany angamba no mba iraisana, ny phone tokoa no mba solotenany. Fihetsika minimum angamba dia na mamaly sms tsotra hoe occupé, refa avy eo... na valiana bip fotsiny e, juste pour faire connaitre que l'appel est reçu. Mba maka ny toeran'ilay miantso mantsy e, hoe mangasihasy ao izy zao fa te hiresaka !
13. 5laody ( 20/05/2014 07:58)
Tadidio hoe rehefa tafaraka iray toerana ianareo roa, mihaino 100% ve izy sa ilay atao hoe inona ary no nolazaiko teo dia mihomehy izy satria tsy nanaraka?

Izahay anie ho' aho indraindray eo fotsiny ny tenanay ary mandre anareo fa tsy mihaino e.
kandra be ilay mihaino ka izay no ataoko hoe aleo resaka vitsivitsy tsara kalitao toy izay betsaka mahalasa saina. Mba ovaovay koa ohatra hoe mba mi-mail kely na mandefa taratasy amin'ny poste aza. (Tiako be ilay mahazo taratasy misy ranomanitrao ataoko ao amin'ny table de nuit-ko)

Marina ny an'i Bobo io hoe aleo mandroso amin'izay atao fa tsy miahiahy loatra.

Raha manana namana ifampizarana mavesatra sy masaka an-tany lavitra ianao no tena hitako hoe mety.(olona tena izy resahana vava sy sofina fa tsy virtoaly).

misaotra amin'ilay qualification na psy fa mety hiova taranja aho hahaha.

moi:

Mba maka ny toeran'ilay miantso mantsy e

Raha mifamadika amin'izay (reciproque) raha lavareny loatra ily antso amiko manokana aloha io indraindray manana ahiahy hoe verification-dRafotsy indray izay. Ohatraqn'ny hoe tsy matoky ianao.

Tsy ianao irery no manao ezaka fa mba lazao izy hoe inona ny tianao ataony. Mamaly mail, mamaly taratasy, mba mijerijery kely ny zavatra any an-tanin-drazana sns. Manombana sy mikarakara ny ho avy atsy ho atsy sns eee.

14. annick ( 21/05/2014 08:08)

BJR;; aleo angamba ajanona amizay ty resaka ty; tapitra teo lay histoire,zay zavatra nampiahiahy sy noeritreretiko nitombona daholo;nahazo mail zay olona tsy fantatro aho alina ary tsy napoiziko nandefa sary bdb aty amiko ;tsy fatatro io adiresy io fa sady manoratra sy mialatsiny izy milaza oe tsy mendrika ahy ny toy izao ka diso eo anatrean ' Andriamanitra izy raha tsy ilaza amiko sy iray tsikomba am ratsy ka tsy hiteny ny anarany hono izy fa tsy azony atao satria mitsinjo ny fiarahamonina izy ,anjarako zany hoy izy no mieritreritra ,5ans niarahana nefa dia izao no niafarany izany,,je sais plus quoi faire fa azonareo ngamba lay situation ko e. za tsy iantso tsy anotany oe pourkoi aminazy ;c plu la peine satri efa tsisy azo lavina itsony ny zavatra voraiko aty ;iezaka anoratra fona amin io adress mail io aho ahafatra sy iangavy oe iza marina io olona io ;;;;l homme que je suis tombé amoureux n est qu un monstre ,,,et le pire dans tout ca ce que je suis vraiment bette, à chaque fois zany mody maita lazaina prblm fona de lasa tokoa ny tena mandefa vola kay irevena karaoke miaraka am namana sy sipa; hotel ;mampalaelo zany, za no piantoka ;ra azoko naseo anareo eto zany sary rehetra zany manaporofo iteny daolo nareo fa za no adala;merci
15. moi ( 21/05/2014 09:58)
Indrisy mantsy !!

Tapitra ny tantara, fa nakana lesona ihany koa, na ianao, na ny hafa, ary ireo mpifankatia misara-toerana !
16. dodakely1 ( 05/06/2014 10:59)
aza manahy @ izany ianao e ragha iray no lasa dimy no manontany toerana ,
17. shala ( 14/06/2014 22:02)
salam dahol e!fahatokisan no zava-dehib,zay ian,f ra io no ananan olon iray a!dia ts isy its zan ahiahy zan,f ra tsy ao kos io dia ts isy raha ilamin zan.

za mitia olon any dago nef za aty ivelan,f dia milamin tsar izahay ef ho 3ans latsak kely zay nisaraanay toeran,matokisa valeur&miaritra kel mb filamatray,hi2!!!f na zan az ts ments mb misy ian ny jalousie,ny adiady kely ndray2,f vao maik manamafy azy tsar le adiady iny.
magaga f za sipa ndray ts atokisany.

maherez ranaman f mbl hoavy ny anjaranao a!bye!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3073