Paompy vita malagasy

1. sahia ( 12/05/2014 07:29)
Mba mitady ireny olona MPANAMBOATRA PAOMPY VITA MALAGASY ireny zah raha mba afaka manolo-tanana ahy ianareo.
asa raha azonareo ny tiako lazaina, tsy robinet an'ny jirama akory fa ilay ahafahana mampiakatra rano avy amin'ny lava-drano e, eto Antananarivo ny toerana misy ahy.
Dia misaotra mialoha
novalian'i sahia ny 22/05/2014 04:50
2. hery ( 12/05/2014 13:08)
Hitako tao amin'ny FB


Jereo koa centre arrupe ao amin'ny Ecar Faravohitra no misy


3. hery ( 12/05/2014 13:09)
4. 5laody ( 12/05/2014 19:26)

Malagasy ny tenako ary tia fanatanjahan-tena. Mahavita paompy 20 misesy aho isa-maraina ka inona no azoko anampiana anao, firy no ilaina?
5. sahia ( 13/05/2014 12:10)
misaotra an'i Hery tamin'ilay fanomezan-tanana e, ndeha hanontaniana io, mankasitraka rangahy an
!
hery:

Hitako tao amin'ny FB


Jereo koa centre arrupe ao amin'ny Ecar Faravohitra no misy



6. sahia ( 13/05/2014 12:14)
asa raha namaky ilay sujet tsara i 5laody na tsia, ohatran'ny misy latsaka ny vary nohaninareo an! sa MAMPIAKATRA RANO avy AMIN'NY LAVADRANO ILAY PAOMPY fanaon'ingahy isa-maraina, sao dia MAMPIAKATRA NY RANON'AINA KOUUUSSSSSSSS eeee!
tsy hita moa fa rehefa mba asianareo sangy ilay izy dia mba valianay sangy kely koa e, aza atao mahataitra fa izay lay fizotrany eto, sûr e
5laody:


Malagasy ny tenako ary tia fanatanjahan-tena. Mahavita paompy 20 misesy aho isa-maraina ka inona no azoko anampiana anao, firy no ilaina?
7. sitlo ( 14/05/2014 05:24)
Inona ilay lavadrano?
8. 5laody ( 14/05/2014 11:24)

sahia:

misaotra an'i Hery tamin'ilay fanomezan-tanana e, ndeha hanontaniana io, mankasitraka rangahy an
!
hery:

Hitako tao amin'ny FB


Jereo koa centre arrupe ao amin'ny Ecar Faravohitra no misy





nantsoiko ry Hery ilay 1132 117 714 117 dia olona hafahafa fiteny be. feona RAmatoa izay dia nanontany tamin'ny teny anglisy izy avy eo, hay hono izy any Melbourne any Australie.
Nohafoheziko haingana ny resaka fa lafo be kay ny miantso any.
9. sahia ( 15/05/2014 09:23)
Raha ny fandinihiko an i 5laody izany ange SADY TSY MAHAY MAMAKY TENY NO TSY MAHAY MIJERY SORATRA e, mazava be ohatran'ny masoandro be lohataona io nomerao eo amin'ny plaque io oe 032 07 714 07, aiza ary rams zany!!!!! LOL B

5laody:


sahia:

misaotra an'i Hery tamin'ilay fanomezan-tanana e, ndeha hanontaniana io, mankasitraka rangahy an
!
hery:

Hitako tao amin'ny FB


Jereo koa centre arrupe ao amin'ny Ecar Faravohitra no misy





nantsoiko ry Hery ilay 1132 117 714 117 dia olona hafahafa fiteny be. feona RAmatoa izay dia nanontany tamin'ny teny anglisy izy avy eo, hay hono izy any Melbourne any Australie.
Nohafoheziko haingana ny resaka fa lafo be kay ny miantso any.
10. sahia ( 15/05/2014 09:27)
tsy mazava amiko ny tianao ho fantatra, ngah moa mis karazany ireny? fa tahaka ny lava-drano rehetra ireny ihany e, mirefy 15m any ambanin'ny tany any ny halaliny dia olona tena mpamorona ireny paompy voizina amin'ny tanana ireny no ilaiko, zany hoe mivarotra ilay paompy izany e, tsy haiko raha mahavaly ny fanotanian'i sitlo izay na tsia, misaotra mialoha
sitlo:

Inona ilay lavadrano?
11. 5laody ( 15/05/2014 12:08)

sahia:

Mba mitady ireny olona MPANAMBOATRA PAOMPY VITA MALAGASY ireny zah raha mba afaka manolo-tanana ahy ianareo.
asa raha azonareo ny tiako lazaina, tsy robinet an'ny jirama akory fa ilay ahafahana mampiakatra rano avy amin'ny lava-drano e, eto Antananarivo ny toerana misy ahy.
Dia misaotra mialoha

Ka efa nahita izay ilaina ve Sahia sa ahoana fa any an-kafa indray isika manala azy rehefa izany?

Raha mahay mi-bricole sy manana fotoana ianao dia mety mahavita.
12. sahia ( 21/05/2014 12:13)
Tena mifona ndray amin ilay resaka bricolage amin'ny resaka VY fa tsy talentako io e, ny maçonnerie no mba manavanana kely ahy, merci e!
5laody:


sahia:

Mba mitady ireny olona MPANAMBOATRA PAOMPY VITA MALAGASY ireny zah raha mba afaka manolo-tanana ahy ianareo.
asa raha azonareo ny tiako lazaina, tsy robinet an'ny jirama akory fa ilay ahafahana mampiakatra rano avy amin'ny lava-drano e, eto Antananarivo ny toerana misy ahy.
Dia misaotra mialoha

Ka efa nahita izay ilaina ve Sahia sa ahoana fa any an-kafa indray isika manala azy rehefa izany?

Raha mahay mi-bricole sy manana fotoana ianao dia mety mahavita.
13. 5laody ( 21/05/2014 15:58)
Resaka PVC be dia be ilay izy fa tsy dia misy vy (assemblage-na tuyau angamba no asa vy) nefa aleo asa hoan-dry zalahy pro toy izay ianao no hanao nefa tsy afa-po.
Raha mbola tsy nahita ianao Misy an'ity eto fa tsy fantatro kosa ny vidiny.
14. sahia ( 22/05/2014 04:50)

5laody:

Resaka PVC be dia be ilay izy fa tsy dia misy vy (assemblage-na tuyau angamba no asa vy) nefa aleo asa hoan-dry zalahy pro toy izay ianao no hanao nefa tsy afa-po.
Raha mbola tsy nahita ianao Misy an'ity eto fa tsy fantatro kosa ny vidiny.

Tena misaotra anao rangahy fa manampy betsaka an, mbola vao nandefasako mail any izao io natoronao ahy io dia miandry izay valiny ndray aloha. Mankasitraka e! Ary nareo zany raha dinihina mba mahay miresak serieux ihany an, heveriko fa hanala azy amin'ny vazi2 eto fotsiny, ok!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5523