code de la déontologie

1. danibe ( 08/05/2014 21:00)
Slt daholo e! Sao dia mba misy mahalala hoe aiza no ahitana ny texte ny code de la déontologie des enseignants à Madagascar. efa mba nitady tany rehetra tany aho fa tsy nisy a! izay mba afaka manampy ahy ny amin'izay dia tena isaorana be dia be. Ilaina maika iany raha azo atao e! merci e!
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:24
2. Ratoa ( 19/07/2014 19:24)
jereo ny journal officiel, jereo ny loi d'orientation de l'éducation nationale, manantona ny mpampianatra lalàna eny Ankatso sy ao @ ny ENS Ampefiloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089