BNI Madagascar -50% des actions lasan'ny consortium n'i Hassanein Hirdjee

1. katiti ( 08/05/2014 17:59)
Salama daholo
Tsara ho fantatsika fa ny 50 % ny actions BNI dia lasan'ny consortium n'i Hassanein Hirdjee. Navoakan'ny conseil d'état omaly fa afaka ny sakana zay nampiantona an'io varotra io teo aloha ka ny 50% dia lasan'io consortium io.

Jero ny rohy:
http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/economie/bni-madagascar-credit-agricole-cede-ses-actions-10327
2. katiti ( 08/05/2014 18:04)
Inona no mety aterak'izany eto Madagasikara?
3. hery ( 09/05/2014 08:07)
Iza moa ilay Hassanein Hirdjee ?
4. Fitokisana ( 03/06/2014 11:54)
http://economie.jeuneafrique.com/regions/afrique-subsaharienne/20116-madagascar-liquidation-avant-fermeture.html
manazava mikasika ny affaire Hassanein Hirdjee

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2626