Niverina ao amin'ny tarika Green i Jaquot lead vocal teo aloha

1. essera ( 02/05/2014 07:02)
Rehefa nivoaka io vaovao io tao amin'ny RTA fandaharana belou dia hoy ry zalah hoe efa nisy artista niangavy mafy ny fiverenanao ao amin'ny tarika andriamatoa Jaquot. Asa raha efa henonao. Mbola tsy henoko mihitsy izay hoz lery.

Nalefa am zay ilay hira an-dravelo Jean Batiste

Andriamanitrô, ô ô ô mba mitahia
Ô ry RAJAQUOT meteza manampy aaaaaaaaaaaaaaaa


2. mpisotrtoaka ( 30/06/2014 09:51)
HAHAHA ! LOL B
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.346