resaka volom-batana

1. zazabel ( 24/04/2014 20:03)
Fa inona mints kay ry reto no tena fanafodin'ty resaka volo ty fa lany haiky aho...to atao daholo zay eritreretina fa mety nefa tsisy mahafapo...mampiasa creme epilatoire a to mijanona feno point point mainty eo ihany le ranjo, mampiasa pince epile to feno mibotsimbotsina mamela tache mainty ndray refa manomboka mitsiry le volo de lasa ts sahy manisy debardeur na manao maillot, fa miandry mitsiry tsara elaela ndray vo mba manao jejojejo...ny rasoir efa ela no nampatahotra a fa hotran'io mintsy no naha b volo ahy raha ny fandinihako azy..fa ahona no ataonareo kay mampadio b ny vatanareo eh? sa v tsy maintsy manatona specialiste vo mety? d ty ranjo efa feno tache mainty ty v mba hadio ihany ra makany a...niheritreritra ny ho eny am'le hoe manao epilation laser eny Tanjombato io mintsy a ny farany fa nisy niteny ndray hoe gokagoka am'zany ny vatan d aleo aloha maka hevitra eto ihany alohan'handaniana vola b...
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 12:14
2. Bita ( 24/04/2014 21:39)
http://forum.aufeminin.com/forum/epilation/__f1641_epilation-Epiler-le-duvet-du-visage-c-est-pire-besoin-de-vos-temoignages.html
3. vazivazo ( 19/06/2014 12:14)
tsotra be izany e, ts mba hitanareo ve n fanaon ol e, MAMPANGOTRAKA RANO dia TONGA DIA INY NO HANOBASANA NY FARITRA MISY VOLO TSY TIANA HISY MAMARITRA , hihihihihiihih,afaka soa aman-tsara zy amin'izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3252