Fihaonan'ny Namana Dago 1er Mai 2014

21. ora ( 16/05/2014 04:36)
hihihihihihi!, merci ravatorano an! na tsy nisy radio aza ilay fiara nitondra antsika dia afaka nanala lalana ihany ny mpandeha rehetra tamin'ny rekaba be nataonao tao anatin'iny e, ok!

ravatorano:

ora an ! tena matotra be ireny kah diso matotra loatra aza saingy ny tena matrina dia izao tara ny namana be resaka sasany toa anay izany hahahahah hany ka somary nanaelo kely njy fa amin ny manaraka tena ataotsika mlam be fa aza manaelo tsony an ! kouny ah ! hihihihi !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5166