manelingelina

1. shala ( 18/04/2014 05:44)
miarahaba ny namana ato@serasera!
mba mila fanampiana&toro-hevitr ra mba misy mahalala.mba tovovavy ihany ny tena fa dia toa mandreraka mahita ny vehivavy be volo tongotra,faniriko ny mba ts apaniry be ny volo tongotro fa mba tiko ho mandimandin nef dia manahiran ahy ny fisiny,manakan ahy ts mb anao akanjo mapiseho ranjo na toy izany.sao mb misy azonareo anampiana ahy?ts mba mis fanafody v ohatra???
misaotra tompoko!!!
novalian'i shala ny 12/06/2014 19:49
2. ora ( 12/05/2014 07:39)
Raha esorina amin'ireny crème dépilatoire ve tsy mety? efa mba nanadrana ireny ve ianao? ilay crème "FEM" misy ilay ranon-javatra kely iny ampiarahiny amin'ilay izy ao anatiny ao dia rehefa avy esorina amin'ilay crème dia hosorana ilay ranon-javatra iny ny faritra dia mandimandina!
ity faharoa ity ndray tsy fantatro raha mety amin'ny hoe ianao efa olon-dahibe fa hosorana amin'ny zaza mbola kely no fanao azy: MENA-BOAY no ahosotra amin'ilay faritra tsy tiana hisy volo haniry. Dia rehefa lehibe ilay zaza dia tsy misy volo amin'ilay faritra nosorana ilay menaka azo avy amin'ny voay.
Izay no hany mba fantatro sy azoko aroso anao

shala:

miarahaba ny namana ato@serasera!
mba mila fanampiana&toro-hevitr ra mba misy mahalala.mba tovovavy ihany ny tena fa dia toa mandreraka mahita ny vehivavy be volo tongotra,faniriko ny mba ts apaniry be ny volo tongotro fa mba tiko ho mandimandin nef dia manahiran ahy ny fisiny,manakan ahy ts mb anao akanjo mapiseho ranjo na toy izany.sao mb misy azonareo anampiana ahy?ts mba mis fanafody v ohatra???
misaotra tompoko!!!
3. hery ( 12/05/2014 13:10)
Betsaka koa ny mampiasa rasoirs aloha
4. shala ( 12/05/2014 21:59)

hery:

Betsaka koa ny mampiasa rasoirs aloha

misaotra@famalina ny afatr ar vao andeh andramako aloh ilay creme d epilation,f ilay menaboay ts mety intsony satr izaho efa lehibe.
hoan'Hery kos ten ts vit e!tongotr ve nde ho rasena tsy vao maika ho loza,,,lol,,,.mazto.
5. hery ( 13/05/2014 05:08)
Oudry
Be dia be ny vehivevy mi-raser volontongotra ka. Io ara no vetivety. Raha mahavita cire koa aloha dia vao maika tsara. Mba elaela iny vao maniry.
6. andrywui ( 12/06/2014 10:01)
,,volo n'a zavatra kou no tena mety amle rasoir fa vao diso kosoka kosa de repos tapabolana à ,mangirifiry b huhuh
Fa ny volontongotra ndra ra tsy tina haniry tsony de asio menak'osy HONO
7. shala ( 12/06/2014 19:49)

[quote=andrywui]
,,volo n'a zavatra kou no tena mety amle rasoir fa vao diso kosoka kosa de repos tapabolana à ,mangirifiry b huhuh
Fa ny volontongotra ndra ra tsy tina haniry tsony de asio menak'osy HONO

Misaotr an wiwi,volo tongotr hoy a!le menakosy aloh rah tam mbl kely dia mety e!f ra efa lhibe otran tsy mandaitra intsony a!mazto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1359