NO COMMENT ,

1. andrywui ( 17/04/2014 07:53)
http://www.nouvelordremondial.cc/2014/01/02/lenfer-nexiste-pas-et-adam-et-eve-nont-jamais-existe-selon-le-pape-francois/


NO COMMENT
novalian'i andrywui ny 17/04/2014 21:30
2. toriteny ( 17/04/2014 07:59)

andrywui:

http://www.nouvelordremondial.cc/2014/01/02/lenfer-nexiste-pas-et-adam-et-eve-nont-jamais-existe-selon-le-pape-francois/


NO COMMENT


E....matimaty fahatany fotsiny ny Tompoko
3. andrywui ( 17/04/2014 08:01)
TSY MAHATENY TSONY AH ...

FA MISY EVEQUE SY PRESBYTÈRE MARO BE ANOHITRA SY TSY MANAIKY ...
4. hery ( 17/04/2014 08:09)
Aza manaiky fahanan-dalitra e :-) Efa resaka nandeha teto io.

Mba diniho ihany aloha ny source fa tsy izao site te hahazo mpitsidika rehetra izao dia henoina daholo.

Tsy niteny zavatra tahaka izany mihitsy ny Papa...

Ireny no atao hoe "Fake news" e :-)... karazandrazan'ny Poisson d'avril hahazoana mpitsidika. Dia nitsako tokoa i andrywui

Tao amin'ny DiversityChronicle io no nivoaka voalohany.

Nefa ny Diversity Chronicle dia miteny fa ny vaovao avoakany dia tsy marina avokoa fa satirique fotsiny.
http://diversitychronicle.wordpress.com/disclaimer/

http://fawkes-news.blogspot.it/2014/01/hoax-le-pape-na-jamais-dit-que-lenfer.html


5. andrywui ( 17/04/2014 08:16)
Ka zay no nanaovako hoe no comment , ny dikany de tsy oe nitsako aho fa NALAHELO ,
ozy i toriteny zay hoe :
matimaty fotsiny tsisy dikany zany ny Tompo Jesosiko ?!!!!
- Sady efa novonoiny Izy ,,,

mbola tsy hinoany ko ny Helo !! -
6. hery ( 17/04/2014 08:26)
Oudry. Angamba tsy azon'i andrywui ilay resaka.

Tsy niteny an'io lazain'i andrywui io mihitsy ny papa. :-)
7. andrywui ( 17/04/2014 08:40)
Resakay sy toriteny manokana io hery à ,,,,

ETO AMLE RESAKA HELO ihany tsika faza mataoatra hianao

Fa betsaka ireo lohandohany.sasany ao amin Katô no hanohitra sy tsy hanaiky an'io .


Mbola hitohy io .......
8. hery ( 17/04/2014 09:36)
Hanohitra inona?
9. rhaj0 ( 17/04/2014 17:18)

hery:
Aza manaiky fahanan-dalitra e :-)

Eny.. aza misy manaiky fahanan-dalitra, fa dia aza miala @ google fotsiny aloha...
L’Église ne croit plus en un véritable enfer... hoy Papa Fransoa

Toutes les religions sont vraies, parce qu'elles sont vraies dans les cœurs de tous ceux qui croient en elles... hoy Papa Fransoa

Dieu est en train de changer et d’évoluer en tant que nous-mêmes.. hoy Papa Fransoa
10. hery ( 17/04/2014 17:23)
Ny tenin'i Papa Fransoà rehetra dia ao amin'ny site-n'i Vatican

Ka tsy mila google akory dia mahita azy.

Plutot raha mampiasa google dia mahita ireo teny izay tsy notenenin'i Papa Fransoà (ny sasany poisson d'avril, ny sasany fake news, ny sasany satirique)

Fa arakaraka ny loharanom-baovao ihany io :-)

Raha hanoratra blaogy aho izao hoe tsy nisy ny nazisme dia ataoko malaza, dia ho hitan'i google dia hino ve ianareo? :-)
11. rhaj0 ( 17/04/2014 17:28)
Ka ao anatin'ny arsivin'i Vatican ve ireo fehezan-teny 3 ireo sa tsia? Mba ampazahoy url address àry e...

(ka ny arsivin'i Vatican mantsy tsy haiko... fa rahefa mi-google kosa aho dia mijery tsara hoe iza no mitatitra.. fa dia ampirisihiko foana ny fijerena an'i google.. ary fianarana daholo ny manavaka ny vary sy ny tsiparifary)
12. hery ( 17/04/2014 17:48)
Tsisy nolazain'i Papa ireo noho izany tsy ho hita ao amin'ny site-n'i vatican mihitsy.

1. Momba ny "enfer" dia ao amin'ny CEC. N. 1035
"L’enseignement de l’Église affirme l’existence de l’enfer et son éternité"
http://www.vatican.va/archive/FRA0013/_P2J.HTM

2. Momba ny fifandraisan'ny Fiangonana Katolika amin'ny religions hafa dia misy ny documents hoe "Nostra Aetate" izay nivoaka taorian'ny Vatican II
http://www.vatican.va/archive/hist_councils/ii_vatican_council/documents/vat-ii_decl_19651028_nostra-aetate_fr.html


13. rhaj0 ( 17/04/2014 18:18)
Arsivy "ofisialy", izany hoe efa nopasohana raha ny fahitako azy, ary efa ela, izany hoe mety i Papa Benoa sy ny azy, no namenao.

Matetika dia latsa-bava tokoany ny Papa Fransoa. Fa avy eo ny "spin doctor" no be dia be koa... isan'izany i Hery :) ohatra momba ny atheista sy paradisa, na momba ny homosekisoaly...

Mila fantatro ny fehezan-teny @ teny anglisy an'ireo lazain'i Hery fa "TSY nolazain'ny Papa" ireo. Fa rahefa mijerijery an-tendron'orona eto aho dia ... "mino" fa latsa-bava t@ izany izy.. satria misimisy ho'a ny resaka toa izany voatatitra an-gazety, sy koa, misy @ ireo mpitatitra tsy hinoako hoe dia mandainga, na mpampita lainga... nefa moa izaho irery ihany izany.. tsy maninona.
14. hery ( 17/04/2014 18:26)
Ny source-n'ny vaovao ihany dia efa nilaza fa noforoniny ny vaovao.

Momba ny sujet tahaka izany dia aza manahy fa tsy "latsa-bava" izany ny Papa :-)

izay no maha papa azy.
15. rhaj0 ( 17/04/2014 18:50)
Inty ary ohatra :
"The Lord has redeemed all of us, all of us, with the Blood of Christ: all of us, not just Catholics. Everyone."

Ampazahoy arisivin'i Vatican (adiresy url)
16. rhaj0 ( 17/04/2014 18:54)
inty koa iray :

“In the Curia, there are holy people. But there is also a stream of corruption.”

Ampazahoy ny url arsivin'i Vatican mitatitra an'io o...
17. hery ( 17/04/2014 19:20)
Tsy azoko, taiza no nahitan'i rhaj an'ireo ohatra?
19. hery ( 17/04/2014 20:03)
Ilay 1.
Toriteny nataon'ny Papa tamin'ny herintaona io. Ny contexte dia hoe i Jesoa nandatsaka ny ràny ho famonjena ny olona rehetra.

Tsy fampianarana vaovao ho an'ny Katolika aloha io. I Karl Rahner (Jesuist theologian) dia efa nilaza ny momba ny "anonymous Christian" Jereo eto

ilay 2.
Ny fanontaniana dia hoe: Ny "gay lobby" ve midika hoe gay ry zareo sa hoe manao lobby miaro ny gay?

Tsy niteny mihitsy ny Papa hoe misy gay ao :-)
20. rhaj0 ( 17/04/2014 20:10)
Adi-hevitra lavabe tao @ ilay blog-n'i CNN... izay ahitana venti-kevitra sy resaka hafa koa.. fa lavabe izany ... fa aoriana avoitrako indray.

Fa fotsiny hoe, hoy i Hery hoe "Ka tsy mila google akory dia mahita azy", nefa "tsy mety mahita azy" avy ao @ arsivin'i Vatican aho... Ny spin ataon'ny spin doctor no lasa hitako... avy @ google..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2586