famelomana "puce" TARATRA Mobile;

1. borishaja ( 16/04/2014 10:15)
Mba saika hanontany raha misy afaka hamaly fa tsy hitako izay hijerrevana ny valina antay tranokala: Ahoana kay ny fomba famelomana indray (réactivation) ny "puce" Taratra Mobile raha mbola azo atao, azafady. Misaotra betsaka!
novalian'i yohanan ny 25/08/2014 12:13
2. hery ( 17/04/2014 17:28)
FA tsy manana service client na vendeur angaha ny Taratra? Dia mandeha eny ohatra? Izay angamba no hitako satria ry zareo ihany no tokony afaka mi-activer... raha tsy mbola lasan'olona ilay numero.
3. borishaja ( 17/04/2014 19:57)
Misaotra Hery fa nijery ihany aho eny an-dalana (aty Dago) fa toa tsy misy intsony ny famahanana Taratra an! Asa ny Orange izay miara-miasa aminy raha afaka hamaha an'izany.
4. yohanan ( 25/08/2014 12:13)
Misy taxi-phone manokana mampiditra credit TARATRA fa anontanio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2617