Momba ny pasipaoro

1. Charoumeni ( 15/04/2014 11:40)
Bonjour daoly o

Mba hanontany antsika namana eto @ serasera azafady e. Mikasa ho any ivelany aho @ mois d'aout ho avy zao, d mbola mandeha v le pasipaoro taloha sa tsy maintsy soloina biometrique amzay, t@ voalohany manko toa henoko oe @ décembre 2014 ny farany azo ampiasaina ireny nefa toa tsy manaiky le izy tsony ny ambasady de france ra le itako @ siten zareo ato, d misy
site 1 koa ity toa milaza izany, visa cour séjournenah no angatahako manko.

http://voyageforum.com/discussion/passeport-biometrique-malgache-d6193400/

D manantena valiny mahafa-po avy amintsika rehetra o, misaotra
novalian'i andrywui ny 24/07/2014 15:41
2. julie.12 ( 15/04/2014 12:15)
Bonjour
Raha zaho ny @ toeranao dia soloiko ilay biometrique mba tsy isiany olana, sady manao passeport biometrique any mada 1 semaine maximum dia vita, sady anao zany mbola @ mois d'aout no mandeha.
Manantena aho fa nanampy anao ny valinteniko
3. hery ( 15/04/2014 12:23)
Ka tsy maintsy hosoloina ihany iny na ho ela na ho haingana, koa tsy aleo soloina dieny milamina?

Indrindra koa mbola manahirana be ny manolo an'iny raha aty...
4. Charoumeni ( 16/04/2014 09:39)
Ka le izy nge 3 semaines fotsiny za no any e d raha mety iheny v d handny vola b ndray
hery:

Ka tsy maintsy hosoloina ihany iny na ho ela na ho haingana, koa tsy aleo soloina dieny milamina?

Indrindra koa mbola manahirana be ny manolo an'iny raha aty...
5. Ratoa ( 19/07/2014 20:19)
tsy mandaitra intsony ny pasipaoro taloha, raha Schengen no misy anao dia mety tsy ho voasava ianao. Fa raha ankaotry izay, manaova pasipaoro vaovao fa tsy lasa.
Ary tsy maintsy hanolo ianao, efa 2012 sa 2011 akory ary no farany. Tsy tadidiko intsony fa ny sûr, dia tsy azo entina intsony iny
6. andrywui ( 24/07/2014 15:41)
O O O tsy mi passe tsony ko zao ny pass port biométrique fa efa electrinique ndray izy zao à ,, misy olona tonga de mahavita électronique any ze hanao , droit alou 550.00fmg de omena kely izy huhu sérieux zany "nanao ny anah io.olona io de atokisako" (MP)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1426