Miarahaba, Moa ve afaka telecharger -na ny tonon...

1. ramiarantsoa ( 10/04/2014 15:11)
Miarahaba,

Moa ve afaka telecharger -na ny tononkalo tiana hampidirina ? Misaotra.
2. hery ( 10/04/2014 18:36)
Salama, Tsy azoko.

Azonao sokafana dia copier-coller ve sa tsy mety?
3. ramiarantsoa ( 10/04/2014 18:43)

hery:

Salama, Tsy azoko.

Azonao sokafana dia copier-coller ve sa tsy mety?


Ka ireo tononkalo dia ao anaty clé USB!
Merci
4. vahiny2004 ( 11/04/2014 07:17)
- "uploader" ilay izy raha avy aty aminao no apetraka eo @ serveur , "télécharger" (downloader) raha avy aty @ serveur mankaty aminao

- tsy manova inona ilay hoe @ clé USB na @ disque dur , ilay support fotsiny no interne ne externe. Mila sokafanao @ izay logiciel nanoratanao azy ilay fichier dia atao copier-coller araky ny lazain'i Hery io
5. ramiarantsoa ( 11/04/2014 08:41)
Dia misaotra amin'ny torohevitra é

vahiny2004:

- "uploader" ilay izy raha avy aty aminao no apetraka eo @ serveur , "télécharger" (downloader) raha avy aty @ serveur mankaty aminao

- tsy manova inona ilay hoe @ clé USB na @ disque dur , ilay support fotsiny no interne ne externe. Mila sokafanao @ izay logiciel nanoratanao azy ilay fichier dia atao copier-coller araky ny lazain'i Hery io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4034