Vohoka sy fiterahana

1. Bi-zuh ( 03/04/2014 07:49)
Bjr daholo. Mitondra vohoka iray volana aho ary mbl ts nandeha njery gyneco. ka Saika mb anotany hoe aiza no misy gynéco azo anatonana tsara dia otrin kay ny budget tokon homanina mandrintra ny vohoka sy ny firerahana? D aiz ny hoptaly azo antoka tsara nefa azo2 ny prix? Merci
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 11:28
2. bichette ( 06/06/2014 10:31)
Ary amin'ny fahasalamana no tokony ametrahanao ity lahatsoratra ity
3. hery ( 06/06/2014 10:36)
Na ato amin'ny resa-behivavy
4. vazivazo ( 19/06/2014 11:28)
njy kou aki ry bichette dia mba sarotiny ery, sady mety atao ato io no mety atao any amin'ny fahasalaman , sao mba misy vehivavy afaka manome toro-hevitra azy ange ato e, ny gyneco hitako fa tsara ngamba dia tsy misy afa-tsy ny any amin'ireny hopitaly misahana ny fampiterahana ireny e, any mandeha dia tonga dia afaka manara-maso anao akaiky indrindra mandrapahatonga ny fotoana hiterahana, tsy voafetra ny budget homanina fa izay fantatrao fa miezaha manangona tsikelikely dieny mbol vao izao e, rehefa tonga lay andro iray iankinanao rindrina irery dia mety efa mba feno ny boatindrakitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923