Mitandrema amin'ity Site ity: http://www.bazar.mg

1. Loica101 ( 18/03/2014 10:18)
Manao ahoana daholo aloha isika rehetra, tsy manan-kambara betsaka ny tenako fa mba misy zavatra tsy aritra dia ampitaina hanasoa ny mpiara-belona.

Tiako ny hampitandrina mafy anareo izay mpijery annonces amin'ity site ity: http://www.bazar.mg, arnaque totale no azo ilazana azy, tsy misy marina ny zavatra voalazany ary ianao indray aza no takiany volabe avy eo, mba ampitampitao azafady fa dia tena mahatezitra mihitsy, very vola ny tenanay ary rehefa nozohina ny rehetra momba azy dia tsy misy mitombina ny zavatra voalazany.

Ampitampitao azafady
novalian'i andrywui ny 18/03/2014 20:49
2. cerkan1 ( 18/03/2014 13:07)
sur am zany v enao
3. cerkan1 ( 18/03/2014 13:11)
sur am zany v enao d mba omeo santionany am le arnak misy ao oe mba jerene sy diniana
4. andrywui ( 18/03/2014 20:47)
Sao de mpiasan'ny VIDY VAROTRA aloha i Loica ??!!! hehe
5. andrywui ( 18/03/2014 20:49)
Sinon. Merci alou nampitandrina ry Loica de mba tsy nibalabala tao isika fa mailo . Merci anao John Cena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2259