franc maçon

1. crias ( 14/03/2014 16:46)
Ahoana tokoa moa ny fisoratana anarana raha te hiditra franc-maçon e! mahaliana lay izy ! misaotra mialoha.
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:50
2. endriny ( 14/03/2014 19:04)
www.wikihow.com/index.php?action=edit&title=Join-Freemasonry
Saingy afaka miditra amin'ny fraternite sy ny sororite aloha raha hianatra tsikelikely ny fombafomba, dia afaka manihy na mijanona rehefa avy eo raha tsy mazoto.
crias:

Ahoana tokoa moa ny fisoratana anarana raha te hiditra franc-maçon e! mahaliana lay izy ! misaotra mialoha.
3. 5laody ( 15/03/2014 13:31)
endriny:

rohy mandeha
Saingy afaka miditra amin'ny fraternite sy ny sororite aloha raha hianatra tsikelikely ny fombafomba, dia afaka manihy na mijanona rehefa avy eo raha tsy mazoto.
crias:

Ahoana tokoa moa ny fisoratana anarana raha te hiditra franc-maçon e! mahaliana lay izy ! misaotra mialoha.

4. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 12:55)
ANDREKAKY Ô
5. Ratoa ( 19/07/2014 19:50)
kely fotsiny no asehony anao. Ary rehefa tafiditra amin'ny lalina tsy tafavoaka ao intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1407