MITADY VADY @ SERASERA

1. vonynive ( 10/03/2014 11:30)
fahita matetika ankehitriny ny hoe mitady vady @ serasera, fa izaho mihevitra fa mety kokoa raha mitady namana aloha dia avy eo alaina vady iny raha mety amin' ny tena, tsara mantsy raha olona mitovy fisainana no miaraka


novalian'i lhomme ny 18/04/2018 09:47
2. jessie. ( 11/03/2014 03:32)
Slt!voarai le fangatainao fa!!olon otran'inon no mety aminao.iz aloh met ifampzaran evitr tsar e.
d mb azo ifandaminana koa.za ko nge mb mtady otranao e.sao dia mb enw le iz.
3. vonynive ( 13/03/2014 06:15)

jessie.:

Slt!voarai le fangatainao fa!!olon otran'inon no mety aminao.iz aloh met ifampzaran evitr tsar e.
d mb azo ifandaminana koa.za ko nge mb mtady otranao e.sao dia mb enw le iz.

angamba tsy dia nazava ilay zavatra nolazaiko teo, torohevitra ho an'izay mitady vady @ alalan'ny serasera iny fa tsy hoe izaho akory no mitady namana na vady, azafady
4. hadji ( 14/03/2014 09:03)
koa iano kosa tsy nanazava tsara fa mitady vady koa ange io olona io e hi hi hi tsy misy maka lagy izany eto an.!
5. mirananirina ( 20/03/2014 11:55)
Ilay titre tokoa hoe mitady vady @ serasera hihihi
Ratsy be aloha ilay imagen ilay olona raha tonga dia hoe izao mitady vady! Ao ambadik izy itony manko efa manambady daholo no milaza fa celiba dia eo ianao no raisina.
6. djhamhal ( 24/03/2014 11:00)
Ary misy ve oe mitady vehivavy ho ampirafesina ; na oe lehilahy ho ampirafesina ! tonga dia atao mahitsy be mihintsy ! hi hi hi !!!!!
7. essera ( 10/04/2014 14:38)
io an'i djhamhal io no tena mety dia mifanaraka tsara tsy misy romoromo sy fitapitaka
8. kevin23 ( 29/04/2014 10:43)
Bje daholo nareo e !
Ny ahy dia mitady vady izany e , lehilahy ny tenako 33 taona mitady vehivavy izay sahaza ahy .
izaho izany dia fotsy fihodirana miasa ary mirefy 1m69.
Izay vevivavy liana dia afaka miresaka aloha isika.
manatena ny fanoratatnareoa ry e
9. ora ( 30/04/2014 09:06)
f ngah mou ilay vady tadiavina ohatran oe mikaroka zavatra etsy na eroa ry kevin23 an, miankina amin'ny ANJARA sy LAHATRA koa ange io e, ary ny VINTANA sy TENDRY, izay aloha ny fomba fahitako azy an, tsy hoe izay VHVV tonga manatona anw eo akory dia hovadiana dalolo fa ao ihany ilay SILAM-PANAHY hoy n ntaolo e
10. kevin23 ( 30/04/2014 13:00)
marina ny anao ka izay mihintsy anie no hitadiavako e !
mety efa nahita za fa tsy anjara dia mbola mitady foana aloha hatreto
11. ora ( 03/05/2014 09:00)
Dia mirary anao HAHITA ILAY VADY SAHAZA ary e
kevin23:

marina ny anao ka izay mihintsy anie no hitadiavako e !
mety efa nahita za fa tsy anjara dia mbola mitady foana aloha hatreto
12. lalaina9021 ( 19/07/2014 15:36)
slt! za ko rireto lehilahy mtady namana vevavy 20 taona no miakatra ary efa manana BACC farafaharatsiny a! de manantena valiny avy aminareo e!
13. mpisotrtoaka ( 18/08/2014 11:19)
Za manambady fa double puce ! lol ! Donc mitady vady faharoa sy fahatelo ! hahahaha
14. haritina.excellenz ( 24/10/2014 10:29)
tojo : za aloha raha ny hevitro manokana dia izao rehefa tsy hikaoty elahy dia matesa momba any eh!
15. abdel2015 ( 05/01/2016 09:28)
Mitady vady
16. lalaina9021 ( 06/01/2016 18:09)
aona ry Abdel a ?
17. aiko808 ( 05/10/2017 15:34)
18. lhomme ( 18/04/2018 09:47)

vonynive:

fahita matetika ankehitriny ny hoe mitady vady @ serasera, fa izaho mihevitra fa mety kokoa raha mitady namana aloha dia avy eo alaina vady iny raha mety amin' ny tena, tsara mantsy raha olona mitovy fisainana no miaraka

io indray dia rehefa mifanaraka dia mety fa tsy misy olana e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1375