Sakafo mapa-ngeza malaky

1. Annih ( 08/03/2014 07:18)
Salama daholo,

Inona avy kay ny sakafo tsara hoanina mba hazaona lanja malaky?
novalian'i juco2 ny 27/02/2018 05:07
2. Westlove ( 09/03/2014 13:25)
Sakafo be vitamina
3. neiar ( 12/03/2014 08:36)
bonjour Annih. Arakaraka ny toe-batanao. Raha ohatra ka efa kelikeli enao, na hinana be ari tsi meti mitombo. Fa efa iny fona (taille manequin). Raha tsi izai ny cas misi anao dia ireto misi azoko anampiana.
-Aza be stress (na io mampahia, na io mampivoraka).
-Misakafo tsara rehefa maraina.
-Minana gouté fona rhf mantsiaro nona dia minana fona e.
-Misakafo atoandro tsara fona.
MInana gouté indrai rhf apm.
MIsakafo ariva avec moderation.
-MIvidi "Energo" ani @ Homéopharma. (Tena mandaitra be io fa mila misakafo fotsini ,fa mampanona be ialy izi).
-Manao sport mampangeza eri @ Mada hotel misi.
Fa ny tsara aloni a, tsi matavi be fa mba enforme eh misi rondeur.

Mirari aita Fahombiazana @ reo torohevitra.

Misoatra
4. shala ( 14/03/2014 08:12)
salut Annih!marina voalazan'namana etsy ambony fa raha efa kely atram'zay mitsy iany dia ts mitimbo tson fa io zan naturel@nao,ilay atsoin-tsika hoe vahana.rah ts izay dia ity zavatra iray atoroko anao sad tena aingana.

mandehana any amin'SHOPRITE dia antanio na jereo ao ti sakafo ti MORVITE no anarany,vovon-javatra izy io ary atao otran reny koba aina reny rehef manao azy,ts andrahoana f manao rano mangotraka dia afangaroy ao anaty vilia baolina ren,maraina&ariva no maihinana azy.fa zay nanao an'io rehetra dia tena naita vokany daholo a!za ary ref tonga any dago mavatra mitondra ref mandeh aty ivelany.ny olana amin'fotsin dia somary bebe torimaso kel zan fon enao.andramo dia lazao ahy ny vokany.ts mandaing za fa zavatra mahaso&tena tsara io.mazto d tandremo las m'deforme ndray!!!
5. Annih ( 14/03/2014 08:59)

neiar:

Bonjour Neiar, zaho aloha tsy taille mannequin fa antonintoniny iany, zany hoe za tsy dia mety @ formeko loatra raha somary mahia². Tsy dia mety @ko le moins de 50 kilo dia zay no mahatonga ahy mba mitady sakafo maha ngenza.
Mankasitraka @ toro hevitra fa tenenin*ko eto iany ny vokatra rehefa avy mampiasa aho ;-)
6. Annih ( 14/03/2014 09:02)

shala:

salut Annih!marina voalazan'namana etsy ambony fa raha efa kely atram'zay mitsy iany dia ts mitimbo tson fa io zan naturel@nao,ilay atsoin-tsika hoe vahana.rah ts izay dia ity zavatra iray atoroko anao sad tena aingana.

mandehana any amin'SHOPRITE dia antanio na jereo ao ti sakafo ti MORVITE no anarany,vovon-javatra izy io ary atao otran reny koba aina reny rehef manao azy,ts andrahoana f manao rano mangotraka dia afangaroy ao anaty vilia baolina ren,maraina&ariva no maihinana azy.fa zay nanao an'io rehetra dia tena naita vokany daholo a!za ary ref tonga any dago mavatra mitondra ref mandeh aty ivelany.ny olana amin'fotsin dia somary bebe torimaso kel zan fon enao.andramo dia lazao ahy ny vokany.ts mandaing za fa zavatra mahaso&tena tsara io.mazto d tandremo las m'deforme ndray!!!

Bjr e!!! misaotra @ toro - hevitra, jereko aloha ra misy aty @ score à diégo fa aty ko manko tsy misy grande surface akotrany ao. enganie mba ahita!!!

Misaotra fa ilazako eto iany raha mahita aho ;-)
7. shala ( 14/03/2014 09:08)
mino aho fa mety isy ra score,tamin za nividy farany 10milles no vidiny 1 fonosana fa zao tsy haiko.misy karazany betsaka ilay izy,arakarak'zay tinao.misy fromage,banane,choco fa ny ahy aloha ilay banane no tena tiko e!mazto
8. endriny ( 15/03/2014 09:39)

Annih:

Salama daholo,

Inona avy kay ny sakafo tsara hoanina mba hazaona lanja malaky?

Ngamba ny fomba haingana aloha dia ny fanenana ny hetsika ara-batana atao, sy ny fialan-tsasatra. Atody sy vary ary katsaka no sakafo mampitombo haingana. Fa raha hoe tia zavatra simika dia ireny proteine vovony ireny.
9. Annih ( 17/03/2014 07:53)

endriny:

Annih:

Salama daholo,

Inona avy kay ny sakafo tsara hoanina mba hazaona lanja malaky?

Ngamba ny fomba haingana aloha dia ny fanenana ny hetsika ara-batana atao, sy ny fialan-tsasatra. Atody sy vary ary katsaka no sakafo mampitombo haingana. Fa raha hoe tia zavatra simika dia ireny proteine vovony ireny.

Salama,

Misaotra @ tor hevitra fa dia ho asesy andramana avokoa e.
10. sitlo ( 08/04/2014 19:24)
vomanga
11. Ratoa ( 19/07/2014 19:55)
esy ê! samy manana ny mahory azy tokoa. zaho maniry ny hahiha
12. bichette ( 03/09/2014 11:50)
aiza i Annih no mipetraka ?
misy fanampi tsakafo atao hoe "renutryl" na "fortimel" azo hohanina ! somary lafo aloha ilay izy e ! any amin'ny pharmacie
13. rickardorickardo2 ( 23/04/2016 13:00)
14. andreanotlalasy ( 06/04/2017 07:56)
At fianarantsoa v mety misy an'io MORVITE io? D aiza at mis az rh mis?
15. juco2 ( 27/02/2018 05:07)

  • list item

minana akondro masaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2424