Mampalaelo

21. Henikah ( 27/03/2014 11:14)
Miarahaba anao sady mankahery anao ihany koa!
Zao no torohevitra hataoko anao, ianao miasa , afaka miaina tsara amin'ny karamanao, aza miala amin'ny asa mihintsy raha azo atao, ataovy izay hampetimety ny fiainanao, vidio izay tiana hahafalifaly raha misy ny vola, ary ataovy fantany mihintsy fa afaka miaina finaritra ianao na tsisy azy aza, aza kivy izany eo amin'ny fiainana ary ezaho hadinoina tanteraka ny aminy, ataovy tahaka ireny hoe olona maty olo-tiana ireny , reny aza ange mahatanty e, izy efa manan-janaka donc efa misy olo-tiany koa any zany, avelao any izy fa hatreo ny fiainanao de izao : ankino tanteraka amin'Andriamanitra ny fiainanao, mivavaha mangina ao am-po dia mifikira amin'i Jesosy, izy afaka manome anao tsara lavitra noho ny teo.
Mahereza aloha dia mieritrereta tsara fa aza ny fietseham-ponao feno fitiavana azy no avela hibaiko
Henitsoa namanao vonona hifanampy aminao
Veloma
22. Henikah ( 27/03/2014 11:19)
Aza lazaina izay ataonao zany izy hoa!!!!! f'angaha tsy maintsy hoe hitambitamby aminy koa e,
rehefa te hody de mody sa mbola hangataka frais any aminy ndray ve? aza milaza zany akia ! avelao itonantonana any fa miseho milay be koa zany ka

djhamhal:

ka nanao ahoana ianao zao ?? efa nisy vaha olana ve ?? dia mankahery anao hatrany !!!
23. Henikah ( 27/03/2014 11:20)
Aza lazaina izay ataonao zany izy hoa!!!!! f'angaha tsy maintsy hoe hitambitamby aminy koa e,
rehefa te hody de mody sa mbola hangataka frais any aminy ndray ve? aza milaza zany akia ! avelao itonantonana any fa miseho milay be koa zany ka , raha zah aloha no teo amin'ny toeranao de ataoko mangasiasy mitsy

djhamhal:

ka nanao ahoana ianao zao ?? efa nisy vaha olana ve ?? dia mankahery anao hatrany !!!
24. essera ( 10/04/2014 14:44)
Miverena amin'ny tany niaviana e. Miaritra be eo fotsiny ianao. irao koa raha resaka entana hoe sahirana ianao mitondra amin'ny taxi-brousse (possible hitovy amin'ny vidiny), dia amidy no haingana fa jereo mialoha ny client rehetra hividy azy dia lasa tampoka ianao avy eo.


25. kevin23 ( 30/04/2014 04:59)
Salut
Mampalahelo tokoa arak' ilay titre ny tantaranao .
Modia aty tana , dia aleo aty indray no mitady asa aty ianao koa misy manohana ara tsaina sy ny sisa sur aho fa tena ho adinonao tanteraka izy.
Aza mivako loha aminy izany intsony za bandy a, fa raha izany kosa no ataon' ny olona aminao ten sur certain aho fa izany olona izany tsy tena tia anao akory.
Simba be @ izany ianao .
Mazotoa e, dia mba te hahalala ny suitin' ny tantaranao izahay e
26. essera ( 30/04/2014 06:00)
Sao dia efa nivadika niroky any ianao fa toa tsy heno mihitsy ah. Mba teneno marina izay tohiny fa izahay vonona hanolon-kevitra raha misy azo atao e.

27. tiris8786 ( 30/04/2015 16:51)
dray dray dray tazomy ny asanao fa io no hivelomanao. raha tia anao izy tokony hanaja izay safidinao sy hanampy anao amin'ny fiananao andavanandro. Atao inona izany olona be opa sy tsy manome vola izany sady efa niteraka ? tsotra ialao satria ny fiainanao no ho simba eo. teneno tsotra rehefa tsy mety. tsy afaka ny tsy hanakana anao izy satria ianareo tsy mpivady moa izy tsy mamelona anao. ka hoy aho hoe "ialao ialao ialao"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2238