Vakin-tavoahangy

1. Simpona ( 03/03/2014 07:33)
Misy mivarotra vakin-tavaoahngy fanaon'ny olona amin'ny tamboho ireny ve sa tsy maintsy manangona tavoahangy vao mamaky?

Mba atorony hevitra izay mahalala.

Misaotra indrindra
2. vonynive ( 03/03/2014 09:20)

Simpona:

Misy mivarotra vakin-tavaoahngy fanaon'ny olona amin'ny tamboho ireny ve sa tsy maintsy manangona tavoahangy vao mamaky?

Mba atorony hevitra izay mahalala.

Misaotra indrindra

ohatry ny tsy misy mivarotra ireny raha tsy hoe reo olona mandehandeha mpividy tavoahangy angaha na ireo mpitsimpona vakintavoahangy, fa mila fahaizana koa ilay mamaky azy mba hahatonga azy ho telolafy ka hisy zorony manindrona an
3. Simpona ( 03/03/2014 09:37)
Misaotra indrindra,

Tsy maintsy handeha hilanja gony hitety tanana ihany zany fa n mpividy tavohangy miantsoantso ireny otran'ny tsy hita intsony. :-)
4. sitlo ( 03/03/2014 14:55)
Manakarama olona. Matetika ilay mpanamboatra tamboko koa no efa mahafantatra olona.
5. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:35)
Ka ialahy isany ihany le mpanompa azy ireny ho manaitra matory !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5035