FAMPANOFANA TENA SY PROXENETE AMIN NY ENDRINY VAOVAO

1. vonynive ( 26/02/2014 08:39)
aty antananarivo zao dia efa mivelatra ho @ PROSTITUTION sy PROXENETE ny
internet, niainga avy @ chat izy io, ary miitatra @ appel sy ny
webcam, misy site maro mantsy mivarotra fahazoana fahafinaretana
aranofo @ alalan'ny chat soratra na appel raha ny marina amin'ny alalan'ny "feo" na "sary",
zazavavy aloha no tena ilaina fa misy koa ny lehilahy dia karamaina
hampiexité olona na @ soratra na feo na sary, tsy mivantana ny offre
d'emploi fa matetika izy io dia takonana @ oe CALL CENTER, le sary no
tena ratsy satria azo amidy izy io ka ho afabaraka any raha miely any
anaty internet any ny sarin'ilay olona.
novalian'i vonynive ny 27/02/2014 06:39
2. 5laody ( 26/02/2014 12:23)

vonynive:

aty antananarivo zao dia efa mivelatra ho @ PROSTITUTION sy PROXENETE ny
internet, niainga avy @ chat izy io, ary miitatra @ appel sy ny
webcam, misy site maro mantsy mivarotra fahazoana fahafinaretana
aranofo @ alalan'ny chat soratra na appel raha ny marina amin'ny alalan'ny "feo" na "sary",
zazavavy aloha no tena ilaina fa misy koa ny lehilahy dia karamaina
hampiexité olona na @ soratra na feo na sary, tsy mivantana ny offre
d'emploi fa matetika izy io dia takonana @ oe CALL CENTER, le sary no
tena ratsy satria azo amidy izy io ka ho afabaraka any raha miely any
anaty internet any ny sarin'ilay olona.
3. 5laody ( 26/02/2014 13:00)

dia iza no kil?dia iza no patrô? eto antoerana sa malaza eran-tany?
Misy lalàna miro ve na farafaharatsiny mi-sensibiliser ny olona voakasik'izany?

Raha ny tompony ihany no mivarotra tsy dia mankarary ny saiko loatrasatria mety efa "fantany ny ataony" fa ny ankabeazany mety tsy ho izay.

Raha ny eritreritrareo manokana dia inona no tsy itovian'io amin'ny fivarotan-tena efa hitantsika mahazatra?
4. vonynive ( 27/02/2014 06:39)

5laody:

ny kil d izay olona mifandray @ le site ka, misy olona mijery io site io ary ny mpijery no mifampiraharaha na mividy @ tompon'ny site, ny patron mivantana aloha izany dia tsy maintsy ho eto antoerana e,
fantatry ny tompony ihany fa "mivarotra" izy fa le mpanera mihitsy no tena mahazo vola
ny tsy itovizany @ fivarotan tena efa mahazatra aloha dia izy tsy misy fifampikasohana ara batana mivantana @ lay mpividy e: feo sy sary no amidy eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.121