Izay mampiasa 4G milona be...

1. rotsycyber ( 26/02/2014 05:42)
Miarahaba ny rehetra...
Hisy hetsika rahampitso Alakamisy tolakandro amin'ny 2 ora sy sasany ho fanairana an'i BLUELINE amin'ny tsy firaharahiana ny Client sy noho ny haratsian'ny tolotra 4G na ny hafa amin'izao fotoana izao, koa raha voakasik'izany ianao dia tongava eny @ Tana2000 ny Alakamisy tolakandro amin'ny 2 ora sy sasany. Afaka jerenao ato ny andinindininy : http://forum.blueline.mg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723