Vohoka

1. Annih ( 25/02/2014 15:22)
Manao ahoana daholo!!!


Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"

Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, mety ho marina ve izany???

Misaotra @ famoahan-kevitra!!!
2. shala ( 26/02/2014 09:28)
salut annih!magaga ndray zan a!ar mbl ts naheno an'zany mits za.fa dia andramo aloha dia ahita enao e!amin'zay afa-po tsara enao amin'ny valiny.mazto.
3. Annih ( 26/02/2014 13:58)

shala:

salut annih!magaga ndray zan a!ar mbl ts naheno an'zany mits za.fa dia andramo aloha dia ahita enao e!amin'zay afa-po tsara enao amin'ny valiny.mazto.

Salut Shala!!! tiko be le valinteninao fa tsy ho ahy rery no namoahako an'io hevitra io fa navokako ilay izy mba ho atao lohahevitra e!!! ;-)
4. ombelline ( 26/02/2014 15:49)
hi hi hi ...

Vehivavy sa lehilahy no niteny an'io ?

Raha marina izany , dia hoy ny vazaha hoe "ça se saurait" :-P
5. moi ( 27/02/2014 04:22)
Raha amin'ny lehilahy samihafa zany dia tokony ho mahabevohoka e ! fa raha amin'ny bandy iray ihany iny ihany dia mety omeko chance kely dia kely ny tsy ahabevohoka ! ary ho vavy ny zaza !
6. DAIKA ( 01/03/2014 08:52)

moi:

Raha amin'ny lehilahy samihafa zany dia tokony ho mahabevohoka e ! fa raha amin'ny bandy iray ihany iny ihany dia mety omeko chance kely dia kely ny tsy ahabevohoka ! ary ho vavy ny zaza !

Dia gaga aho fa misy olona manao firaisana isan' andro. Tsy mety bevohoka intsony raha vao manao isan' andro satria vizana le lehilahy
7. hery ( 02/03/2014 18:42)
Gravy koa izany hoe vizana dia tsy mahabevohoka izany. Raha hoe vizana dia tonga dia matory fa tsy manao nin nin dia tsy mahabevoka fa ny ankoatra an'izay tsy atokisako :-)
8. DAIKA ( 03/03/2014 06:34)

hery:

Gravy koa izany hoe vizana dia tsy mahabevohoka izany. Raha hoe vizana dia tonga dia matory fa tsy manao nin nin dia tsy mahabevoka fa ny ankoatra an'izay tsy atokisako :-)

Andramo atao isan' andro anie io raha mety bevohoka e
9. jessie. ( 11/03/2014 03:46)
Slt!tena marin d :ts l manw firaisan isan'andr no mabevohk.za zao no nanandran an zan f ts mb bevohk zan.sad tsy mbl nanir an zan mints.
10. ombelline ( 11/03/2014 09:50)
mety mankaleo fotsiny fa lasa latasy an :-P
11. djhamhal ( 24/03/2014 12:01)
de impiry par jour klou de maharitra firy heur par séance ny durée ny !hihihihi!!
12. rrrr ( 09/04/2014 11:25)

Annih:

Manao ahoana daholo!!!


Saika anontany aho hoe "Mety mahabevohoka ve ny manao firaisana isan'andro?"

Misy ny milaza fa "Tsia" satria hono hoe efa tsy matanjaka intsony ny ranon'ain'ilay lehilahy, mety ho marina ve izany???

Misaotra @ famoahan-kevitra!!!


Mampieritreritra hoe natao hihomehezana ve zany fanontanian zany sa tena izy: fa raha tena izy dia raha olona salama tsara na atao iasanandro io d mahabevoka foana
13. Fitokisana ( 04/06/2014 12:04)
hahaha! mampihomehy ahy le discussion fa ialana tsiny!
Ra lehilahy efa lehibe no vady de somary sarotra ny mahabevoka. Ra samy tanora izy mitsamy de tena 7 lahy fito vavy no tonga eo raha tsy hoe misy probleme ara-pahasalamana anga ny iray amin'izy roa na izy roa miaraka.
14. drakidraky ( 22/10/2014 08:49)
koz v
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2802