Vahaolana ve?

1. Annih ( 25/02/2014 15:12)
Miarahaba ny namana rehetra!!!

Mba te hanontany ny hevitrareo lehilahy aho azafady satria izaho sy ny olon-tiako dia nisy fahatapahana kely teo @ fiarahanay ka izao vao nifampiverina indray.
- Diso ve ny eritreritro raha ny fanaovana RS isan'adro no heveriko fa vahaolana mba tsy hampirafesany ahy na koa mba tsy hieritreretany hanao na hitady any ankafa intsony satria izahay efa manala isan'andro???

- Sa voa mafy aho ny amin'izany???

Misaotra sahady @ famoahan-kevitrareo ;-)
2. hadji ( 18/04/2014 06:48)
mety diso enao nefa mety marina ihany koa satria raha rs isan'andro rehafa rerakany bibity dia mitolefika hoazy dia iza ve vao hanao fitiavana hafa indray ary raha vao tsy mahavita isan'andro eo tampoka enao dia mety hisy olana satria ataonao sakafony isan'andro ny filelena
3. iriantso15 ( 19/02/2015 08:07)

hadji:

mety diso enao nefa mety marina ihany koa satria raha rs isan'andro rehafa rerakany bibity dia mitolefika hoazy dia iza ve vao hanao fitiavana hafa indray ary raha vao tsy mahavita isan'andro eo tampoka enao dia mety hisy olana satria ataonao sakafony isan'andro ny filelena
le leila alou de zarany aza e!
ts misairana mitady tson fa vo miaona na manimanina kely de hitady anao,fa valaka iany iz @zany an!
ny faitako azy ts mety ar matiantoka enw,satri, ts manambady nefa efa be adidy saad .rah vady ndray ts manin.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1351