Dinika momban'ny toetry ny Lehilahy mijangajanga

1. Annih ( 25/02/2014 14:47)
Miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra!!!
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, Araky ny hevitran-tsika na lehilahy na vehivavy:
Inona ny fihetsika tokony ho ananan'ny (reaction) vehivavy iray na lehilahy iray manoloana ny olon-tiany izay fantatra fa mijangajanga na te hijangajanga (resaka FAMPIRAFESANA) na mbola MPISIPA tsotra fotsiny tsy vita fomba na efa MPIVADY.
Ilaina ve ny famehezana be azy @ lafiny rehetra ary mety ve ny fanehoana fihetsika aminy fa saro-piaro aminy ianao?
Ohatra:
1- Tsy avela mandeha irery izy izany hoe zay misy azy dia tianao ho hisy anao avokoa
2- Ferana ny namana hifaneraserany sy ny zavatra tiany atao (fialamboly sns)
3- Mila fixena (exigena) ny lera hivoahany sy hidirany ny trano
4- Raha miera @ao izy hoe handeha hivoka hiaraka @ namany na andro na alina, tokony ho ekena sa tsia?
Be dia be tsy ho voatanisa eto avokoa...

Problematika: Raha ohatra ka mba te handefitra na tsy te hirara an'ilay izy dia aona no mba tokony ho atao mba tsy hirarahina izany.

Dia misaotra sahady @ famoahan-kevitra ry namana isany!!! ;-)



2. mirananirina ( 25/02/2014 19:08)
Sarotra be ilay izy, rehefa tia moa ny olona 1 dia maha saropiaro ary tiana ho fantatra daholo de a à z ny zavatra ataony, atao daholo izay fomba rehetra ahafantarana ny ataony sns... Nefa tsy mety izay! Tsy maintsy mahita zavatra hafahfa foana ianao. Raha misy miantso ilay lh ohatra ka vhv no miantso dia tsy maha saropiaro rehefa tsy reniny na anabaviny. Ka amiko angamba ny mety dia tsy manadihady lalina sy mitsikilo raha tsy te ahita angano.
3. vonynive ( 26/02/2014 10:08)

Annih:

Miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra!!!
Amin'izao vanim-potoana iainantsika izao, Araky ny hevitran-tsika na lehilahy na vehivavy:
Inona ny fihetsika tokony ho ananan'ny (reaction) vehivavy iray na lehilahy iray manoloana ny olon-tiany izay fantatra fa mijangajanga na te hijangajanga (resaka FAMPIRAFESANA) na mbola MPISIPA tsotra fotsiny tsy vita fomba na efa MPIVADY.
Ilaina ve ny famehezana be azy @ lafiny rehetra ary mety ve ny fanehoana fihetsika aminy fa saro-piaro aminy ianao?
Ohatra:
1- Tsy avela mandeha irery izy izany hoe zay misy azy dia tianao ho hisy anao avokoa
2- Ferana ny namana hifaneraserany sy ny zavatra tiany atao (fialamboly sns)
3- Mila fixena (exigena) ny lera hivoahany sy hidirany ny trano
4- Raha miera @ao izy hoe handeha hivoka hiaraka @ namany na andro na alina, tokony ho ekena sa tsia?
Be dia be tsy ho voatanisa eto avokoa...

Problematika: Raha ohatra ka mba te handefitra na tsy te hirara an'ilay izy dia aona no mba tokony ho atao mba tsy hirarahina izany.

Dia misaotra sahady @ famoahan-kevitra ry namana isany!!! ;-)





ny hevitro dia hoe fantarina miaraka aloha ny antony (fototry ny olana) mahatonga an'ilay iray hampirafy dia mamaha olana miaraka avy eo, satria misy antony matoa ny iray mijangajanga fa raha hoe hofehezina ny iray dia vao maika miporitsaka
4. booboo ( 14/03/2014 17:05)
(hum...toa ireo notanisain'i Annih ireo no règles hampiariko @ zanako rehefa atsy ho atsy an. Ny vady anie ka olon-dehibe fa tsy zazakely ka atao toy izany.)

Mitovy hevitra @ Vonynive aho. Miresaka, miresaka hatrany ary miresaka foana, ary mila mahay mihaino. ouz ny vadiko izay hoe misy antony matoa ny sofina roa ary vava iray ihany.
5. djhamhal ( 24/03/2014 11:32)
ilaina ny fanaraha maso ny olontianao fa ny fifampitokisana no tena zava -dehibe ! toro hevitra vitsivitsy :oh: fantaro ny zavatra tiany (oh: fialamboly io) dia miezaka ianao mba hitovy feeling aminy fa aza atao miharihary be oe tsy mi intéressée anao ilay izy na dia tsy tinao aza !dia raha mivoaka indray ;dia miaraha mivoaka aminy aloha dia fantaro oe inona no mahasarika azy handeha hivoaka irery dia ezaho tanterahana ilay ambiance tadiaviny any @ namany dia @ zay nareo roa ihany dia afaka mivoaka irery !ny heur ndray tsy dia fanao loatra ny mi fixé an io satria sarotra be ny circulation @ zao ka tsy hifanomezantsiny fa oh we somary tsatohanao fotsiny izy refa mirava we aiza enao zao sns ....! fa tsy atao dridrangilo be kosa fa juste hakanao repère fotsiny iny!ny namana dia tsy itako izay maharatsy ny namana afa tsy oe ny hifampitarika @ ratsy ngah tonga dia maka fe petra kosa enao oe tsy tiako ianao minamana @ ra ianona fa tsy tiako ny toetrany sns ...;ny mandeha irery ndray tsy azoko loatra we mandeha miantsena ve oh sa mivoaka fotsiny @ zao @ antoandro ?? fa misy ny lhl tsy dia tiany loatra ny miatsena miaraka @ olontiany ; ny antony ?? samy manana ny gout ny tsi11 dia lasa mifanakiana refa eny antsena dia ady no iafarany !dia io ilay lazaiko oe ezaho fantaro tsara ny momba azy dia manana fahatokisana ary ny fifampiresahana avy hatrany raha misy ahiahy ary omeo fitiavana izy dia ho hitanao fa ho voavaly avokoa ireo !
dia mahereza sy mirary soa ary e!
6. mpisotrtoaka ( 02/07/2014 12:46)
tsis lehilah ts mampirafy hono ! Diso izany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1536