Pub Salon de massage

1. Jayaxy ( 24/02/2014 15:54)
Ahoana ireny doka trano fanorana ireny e! Misy resaka progkenetisma aseho masoandro. Iza no efa tany mba tantarao hoe
2. hery ( 13/03/2014 14:47)
Aiza no misy an'izany dia iza no manao azy?
Mety misy ara-dalàna tsara ihany ka. Ny hahafantarana azy hoe aradalàna dia:

- Tsy miafinafina ilay toerana (satria mandoa taxe ara-dalàna izy ka mila manao pub hita maso)
- Tsy miafinafina koa ny olona miditra ao (raha vao miafinafina ny olona miditra sy mivoaka ao dia misy raha ao izay)
3. rabaradaka ( 19/03/2014 06:51)
feno salon de massage eto Iarivo ary saika sexe massage no hataon-dry zareo
4. essera ( 10/04/2014 14:34)
Io voalazan'i rabaradaka io. Io izao efa ifanenjahan'ny polisy ny kôks dia mody miditra manotra any an-trano izao dia mifarana amin'ny firaisana ara-nofo. Sady lafolafo kokoa ilay izy no mody atao hoe ara-dalàna (fanorana), firaisana ara-nofo misy tsara mits ka.

5. katitanikely ( 29/03/2015 15:06)

Jayaxy:

Ahoana ireny doka trano fanorana ireny e! Misy resaka progkenetisma aseho masoandro. Iza no efa tany mba tantarao hoe



Mahatsiravn anah mits na mieritreritr anleiz.. za zany tena reraka be sady narary be daholo n vatako .. D zay s le sipako d any amn'iny talatamaty katrany Ivato iny feeeeeno karazana mpanao massage.. feno plaque. Sady amzay mipopoka be daholo ilay anarana ROYALE massage etc... tsy ho tononiko le nandehananay. 30.000Ar ouni ra tongotra ftsn fa very vola.. safosafoiny fotsiny. Za vehivavy dia ilay sipako moa d efa tsy nety nanao fa efa kopy izy moa zay efa tafiditra tao anatiny d oanina b ra mbol nivoka. Na ny tenu anaovan le olona tsy manaraka norm. Le tao amle Royale massage io mou zany natsoina ny num d oe eza.. nisy vavahady be .. ny olona mandray anao amzany tsy oe manambany fa voretra kely tonga d lasa otrn tsy teo zay .anotra izy nefa feno odipotsy... ny endroit zany enao miertrertr oe mety noble be amle anarana. Otrn tena tsy nfanaraka tam zavanisy fa trano tsy nisy nipetrak ngamb d nalain zareo.pfff. kivy be e. Fa otrn le vazah reny n tena client cible an zareo... le nandehananay zany nadio ndray fa zany oe tsy mpanotra mitsy fa mpanao zavatr afa. Kivy an.. amzay moud osorany menaka b daol ftsn n vatanao d safosafoiny. Sh. conseil ny ahy fa misy anle mpanotra 15000fmg reny ar reny mahay sad mety afapo koukou atsoina makany antrano na otrzany frats zany very vola very fotoana very fofona kou fa menaka tsy mamely mits n fofona ampiasainy. Zay fa misaotra fa tena nakamo an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5047