AVELAO NY LASA HOMBA NY LASA

1. vonynive ( 24/02/2014 07:26)
miarahaba ny mpamaky,
mazàna rehefa ilay mbola mpisipa iny dia mifanontany ny lasa : dia anontaniana eo hoe iza no sipanao taloha ? firy ? dia inona no efa nataonareo sy ny sisa, dia mamaly ampahatsorana koa ny andaniny, dia mifanontany eo dia samy mamaly hoe efa taloha izany fa tsy maninona e!
afaka taona maromaro aty aoriana anefa ka misy ny andro ifandirana dia averin'ilay ankilany avokoa ireny lasa ireny fa hay izy ity ka vita gravage sur CD an, dia raikitra eo ny ady ary tena ady sarotra tokoa ary maro ireo mpivady no mandalo fahasahiranana noho izany, hay isika olombelona tsy mahay manadino akory
tsara raha tazonina ihany ny tsiambaratelon'ny tena fa betsaka no tsy mahazaka kay rehefa ilazana ny marina
aleo misoroka toy izany mitsabo
novalian'i Paradissa ny 28/07/2014 07:49
2. djhamhal ( 24/02/2014 13:31)
amiko ny olona mamerimberina foana ireny lasa ireny refa misy fifamaliana dia olona tsy afaka hibanjina ny ho avy na olona tsy afaka ny handroso miitsy ! satria matoa anie enao manontany ny lasan ny olona iray dia dia efa vonona hihaino ny zavatra tsy dia mahafala anao sy tsy ampoizinao miitsy ny tantara nisy taloha e ! satria tantarany samirery io fa tsy an le olon 2 ! ary ny olona rehetra samy manana izay avokoa ! ny ratsy mantsy raha mandainga ianao nefa raha fantany ny marina dia vao maika ratsy kokoa noho ny teo aloha ny fisainany !fa ianao ihany no mahalala oe zakan ty olona ty ve ny zavatra teneniko sa tsia !
3. Annih ( 24/02/2014 14:07)

djhamhal:

Marina mints zany hevitr'i Djhamal zany!!! zay sy ilay sipao zao manadalo anzany mints @zao tsika mteny zao. Samy nifampisikotra ny lasany zao taloha dia amin'izao nefa rhf mifanditra kely d izy mverna any fôna nf za dia tsy mba mis ertrertro ary mbola tsy niloabava taminy ny lasany mints aho na in-1 aza. Tena olona tsy te handroso marina, otran foza orana, mande miemotra. puffff
4. ombelline ( 24/02/2014 16:52)
Annih:

Ka tsy izay ilay tian'ny mpanoratra holazaina angamba , tsy hoe olona tsy te handroso ilay iray na ahoana , fa c'est un fait ! Misy tsy mahazaka fa mamerina mamoaka azy avy eo.

Amiko dia fahendrena ny voalazan'ny tompon'ny sujet , aoka ny lasa homba ny lasa, aoka tsy hisy hifanadikadina momba ny lasa SAO misy tsy mahatanty .

Fa ny tena mampihomehy koa aloha dia matetika ireo tsy mahatanty no tena misikotra te hahalala e :-)
5. shala ( 25/02/2014 05:30)
ra mbol mpifankati rehtra angamb dia manana an'io cas io dahlo e!afats ireo oe vao nanombok nity voalohan dia samy taraiky f tsis oe nisarak avy eo.le samy oe 1er amour angamb no ilazana azy.
nisy namako zay manana cas otran zan,ref tong le fifandiran kely ony ka miverin dhlo ny lasa rehetr dia valiny@ilay olona miarak@dia oe"ka tsis nala2 anie oe iarak tsik e!f rah ts zan a ts nity an'iza2 mits f niandry anao ka aza mifanome tsiny ozy fa ny ovy ndao obanjinina".

dia maerez dahol zay tra2n'io,ar matetik ny vhv no ts mazak a!soa ian za f ts nis t@nay ilay izy.
6. vonynive ( 25/02/2014 08:33)

shala:

izaho indray anefa milaza hoe toa ny lehilahy no tena tsy mahazaka ny lasan'ny vehivavy
7. Annih ( 25/02/2014 12:59)

ombelline:

Annih:

djhamhal:

amiko ny olona mamerimberina foana ireny lasa ireny refa misy fifamaliana dia olona tsy afaka hibanjina ny ho avy na olona tsy afaka ny handroso miitsy ! satria matoa anie enao manontany ny lasan ny olona iray dia dia efa vonona hihaino ny zavatra tsy dia mahafala anao sy tsy ampoizinao miitsy ny tantara nisy taloha e ! satria tantarany samirery io fa tsy an le olon 2 ! ary ny olona rehetra samy manana izay avokoa ! ny ratsy mantsy raha mandainga ianao nefa raha fantany ny marina dia vao maika ratsy kokoa noho ny teo aloha ny fisainany !fa ianao ihany no mahalala oe zakan ty olona ty ve ny zavatra teneniko sa tsia !

Marina mints zany hevitr'i Djhamal zany!!! zay sy ilay sipao zao manadalo anzany mints @zao tsika mteny zao. Samy nifampisikotra ny lasany zao taloha dia amin'izao nefa rhf mifanditra kely d izy mverna any fôna nf za dia tsy mba mis ertrertro ary mbola tsy niloabava taminy ny lasany mints aho na in-1 aza. Tena olona tsy te handroso marina, otran foza orana, mande miemotra. puffff

Ka tsy izay ilay tian'ny mpanoratra holazaina angamba , tsy hoe olona tsy te handroso ilay iray na ahoana , fa c'est un fait ! Misy tsy mahazaka fa mamerina mamoaka azy avy eo.

Amiko dia fahendrena ny voalazan'ny tompon'ny sujet , aoka ny lasa homba ny lasa, aoka tsy hisy hifanadikadina momba ny lasa SAO misy tsy mahatanty .

Fa ny tena mampihomehy koa aloha dia matetika ireo tsy mahatanty no tena misikotra te hahalala e :-)

Za ne tsy manda ny hevtr'ilay mpanoratra ary tsy mandiso iany ko fa manaiky an le izy 100% za. Dia mbl amafisko ar toanako @ le hvt Djhamal le izy oe oul ts t androso. Ra ny oe in-1 na in-2 ne d ekeko oe diso le hvt oe "ts t androso ar ts mbanjina ny ho avy e" ... fa ra isakn hifamaly d ts maints asina an le passé kely d'efa tsis tsoun e!!! Ny ana manokana zao d ts avokako fa diniako s tsakoko ato atsiko fotsn fa c pas la peine a iteny² an zany eo
8. mirananirina ( 05/03/2014 15:22)
Marina tokoa fa dia tiana ho fantatra daholo ny fiainan ilay olona taloha, rehefa mitantara indray izy dia marary ny fo . Nefa tsy mety, ny loza diatsy adino mihitsy iny fa lasa miverimberina rehefa miady :D
9. booboo ( 14/03/2014 16:51)
T@ zahay nanao ilay bla² miaraka @ pasitera alohan'ny mariage religieux, dia teo aby ny rad, ny témoins. Dia ny fanontaniana napetrany taminay roa a : fantatrao ve hoe firy ny sipan'izy io taloha ? iza daholo ny anarany ? firy taona zareo niaraka ? etc. Raha karazan'ilay saro-piaro aho dia raikitra teo ny watsa² angamba :-D :-D.

Ilay izy tokony ho raisina hoe tsy manomboka teo @ fiarahana @ i xxx sipa / vady io ny fiainan'ilay olon-tiana. Efa nanana ny fiainany koa izy taloha, ary ny kisipa² tafiditra anatin'izay. Fa matoa nalaina ho vady (sipa tokana fa tsy ampirafesina)dia iny nosafidiana ho tiavina tanatin'ireo choix bobaka be. Avy teo, resaka fahatokisan-tena sy fahaizana mifampiresaka ny ambiny. Raha misy tsy laninin'ny vanony ny nataony taloha, dia resahina tsotra fotsiny izy hoe ndao ho any @ resto hampifalifaly saina klou fa mitady hanondrana ny cerveau-ko mieritreritra ny lasanao ! :-D :-D quand l'appétit va, tout va ouz Obélix ^_^
10. djhamhal ( 24/03/2014 11:44)
salama daholo ! izay anie no nolazaiko oe fa ianao ihany no mahalala oe zakan ty olona ty ve ny zavatra teneniko sa tsia !
tsy maintsy mba fantampantatrao ihany angamba na dia tsy ho hainao tanteraka aza ny teotran ilay olona miaraka aminao e!ary ianao koa tsy oe vao miaraka aminy 1 andro dia hitantara sy hamboraka ny fiainanao iray manontolo eo !fa eny ampiarahana eny ianao dia efa mahatsinjo sahady ny fihetsem pony dia avy amin zay enao no mandinika oe hahazaka ve ty sa tsia ?? na lahy io na vavy !
11. Paradissa ( 28/07/2014 05:52)
za aloha d efa tratran'zany e,efa tao anaty fiarahana no nitranga le izy,d nanotaniako daoly ny zavatra nataon'zareo, izy koa namaly ahy,ngamba nisy zavatra tsy tokony noteneniny fa za le nisikotra d voalazany le izy,d isaky ny miady d averiko daoly!!tsy tatiny le izy d eny indray aloha zay miady elaela,farany ,itako oe makaleo b le resaka d nadaboko tany,tiko izy d miezaka za tsy mamoha ny taloha intsony na d douloureux b aza ilay tatara,fiainana fohy kely tia aleo mifakatia e
12. hery ( 28/07/2014 07:35)
Tsy ekeko mihitsy hoe ny lasa efa nivalona no ampatsiahivina rehefa misy olana ny ankehitriny :-)
Izaho aza ve mba efa nanadino dia mbola ampatsiahivina indray?
13. Paradissa ( 28/07/2014 07:49)
raha toa ka misy ifandraisany aminilay resaka fahiny dia normal ra ipoitra indray ny dossier, eo foana iny resaka iny manalokaloka eo fa tsy atao sujet isaky izay mande kosa aloha e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2115