Tsy aritro

1. hery ( 22/02/2014 10:14)
Tsy aritro kosa ity ry zalahy dia napetrako ato.
Ary misy maromaro mihitsy ry zareo an lolll


novalian'i sahia ny 24/01/2015 06:44
2. Noue ( 22/02/2014 21:06)
az mba tratrain'ireny ihany fa tena houuuuu !!!

vao t@ vao² teo , 8ora no henoko hoe be dia be indray no tratra @ izao sandoka isakarazany ataon'ireny olona ireny.

8000€ no vola lasany , voa daholo ny rehetra @ ity halatra sy lainga rehetra ity eeee

mangony fotsiny ny fika @ edf , poste , banky sns..

dia i Hery ve mino an'io hoe mitsabo tsy mahita maso io ???? aleo mitandrina fa eeee

aiza ko no hisy hoe amboariko par telepathie ny ordi-nao ??? ahahahahaha aza gaigy ohany hoa eeee
3. hery ( 24/02/2014 09:07)
Io kosa aloha hita mazava be hoe arnaque fa tandremo fa misy tsy fantatrao mihitsy an.

Aty misy mivarotra fiara dia mahay mandangolango be nefa fitaka be vava.
4. ombelline ( 24/02/2014 13:59)
Dia hadalàn'izay mino zavatra toy izao kosa aloha e

Hery >>> Tsy efa malaza ihany ve ny arnaques l'italienne :-)
5. mirananirina ( 25/02/2014 19:12)
Ry ingahy mpanao arnaque isany ireo. Tsy misy voafitaka @ izao intsony angamba .
6. vonynive ( 26/02/2014 09:36)

mirananirina:

Ry ingahy mpanao arnaque isany ireo. Tsy misy voafitaka @ izao intsony angamba .

aza manao an'izany miranirina fa tena misy mihitsy ny voafitaka an, fa asa na i ikotofetsy sy i imahaka no mahay na rafotsibe mihitsy no nandra fa dia adidintsika ny mampahalala ireo tsy mahalala, aty Madagasikara izao dia maniry ohatry ny anana ireo hoe "vadin' asa miaraka @ karama 300 000 ar"
7. essera ( 10/04/2014 14:54)
"vadin' asa miaraka @ karama 300 000 ar"

Eraky ny poteau mipetaka io affiche io ary ny tena mapmé amin'ilay izy dia asa informatika ozy dia na tsy mahay ninon'inona aza ianao dia ampianarinay vetivety dia vita. Tena inona no antony andehanan'ny olona rehetra miasa raha misy io.

Zah efa tratra rangah koa tonga tao amiko, ny profil sy ny paoziny (complet mihaja be+ ranomanitra) dia tena steward ary izay mihitsy moa no noteneniny hoe steward.

Dia nangataka 1 millions taty amiko fa hoe lany lasantsy eo Ambohijatovo hono ny 4 x 4 ny fa andeha haka ny vadiny any Ivato izy fa hotesse koa ny vadiny. Nisy resaka animation contrat be izay mantsy no tena anto-diany tao amiko.

Tsy manana an zany 1 millions zany a wa (iza ko no hanome), dia nifarana 150 milles no nalainy. Fa lasa eeeee, lasany tena lasany eeeee, ny numéro-ny aty amiko fa miantso ah hoe aiza ilay volako fa ny crédit-nao no lany eo fotsiny.


8. sahia ( 30/05/2014 04:02)
ny fahantrana mianjady amin'ny malagasy no mahatonga ireny karazan-javatra maro miseho ireny e, hararaotin'ny sasany hanaovana ny hafetseny hanambakana ny hafa, fa ny tokony hatao dia MITANDRINA FOANA, atao ao an-tsaina foana hoe tsy misy izany vola azo moramora izany ka aza mety rebirebena amin'ilay hoe vadin'asa amin'ny karama be, ataovy ao an-tsaina koa hoe mafy izany mitady vola ka tsy tokony hahatoky olona be fahatany ka hanome azy amin'ny lainga tsara lahatra ataony na dia olona tsy nifankahafantatra taminao akory aza izy. MILA MANANA MOKONDOHA ISIKA eeee
9. vonynive ( 30/05/2014 05:34)
fa tokony ho sahy ihany koa ireo izay efa voa mba hametraka fitoriana an
10. methode ( 09/06/2014 18:57)
Ao Côted'Ivoire ao mihitsy no mpanao trafique adresse e-mail de mangataka vola @ alalan'ny adresse e-mail. Mety sarin'olona efa maty io eo io zao. lol
11. bazylou ( 09/01/2015 12:33)
aza maizina ihany oaaaaaaa
12. sahia ( 24/01/2015 06:44)
Fa tato @ Tolotr asa tato ry zareo nahita aho an, MAPME B f nantsoiko lay tel napetrany teo dia modiako nanotan rensgnt d ouz oe Tongava ety Andraisoro eo @ Camion dia mitondrà vola 125 000 fmg hatao droit de format° fa ampanaovina formation vetivety oun dia mahay, f tsy mila diplôme na mari pahaizana B, agent publicitaire oun lay izy, dia zany no tena hoe TE HANAKARENA RAIM FOTSINY fa raha misy oul 10 fotsin no azony @ io def mahazo ohatrinona izy @ zay, MILA MAILO E, matoa mitady asa dia tsy manam bola izay no dikany ka aiza no ahitana vola 125Mil fmg omena azy eo, sa hangalatraaaaa???

bazylou:

aza maizina ihany oaaaaaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3244