fitadiavana

1. shala ( 20/02/2014 05:32)
salam dahol!tato no nafantarako f ato no ahitana namana aingana indrindra ra mitady ka noh zan dia mba itady namana ato za ra toaka hanjarako ny ahita na tsy.

izaho dia tovovavy 22ans,irery aho aty(chine) tsy manana olotiana eny fa na dia namana ar tsy misy fa dia oe izaho irer.ka mba mitady namana maika ra misy,na vhv n lhl ts manin fa tiko dahlo,eny f na dia mba naman ifampizara ny mahaso&mafinaritr iany ar indrindr f ny mb ifanampy&ifanoro.tena irer aho ka mila namana gasy.
ra misy dia afaka mifanome adress&num phone isika.

misaotra mialoh d manatena f ahita sahady.
novalian'i vazivazo ny 20/06/2014 11:54
2. Mateyous ( 20/02/2014 06:37)

Salama enao!!

Afaka ny hinamana isika raha mety @nao!!

Izaho tovolahy 20 taona mipetraka aty Mada mbola tokan-tena, afaka omeko anao ny n° telephone, adresse mail, pseudo skype!!!!

3. shannie ( 22/02/2014 03:31)
Bjr! Namana aty chine mihintsy ve no tadiavinao sa mety koa na aty Dago aza? mafy tokoa aloha rhfa tsy misy namana eh, indrindra antany lavitra toa izao. courage njy fa za ko eto afaka mifandray @ndry. na dia ny mifankalo hevitra iany aza. fza aty Dago an. mirary soa aky an.
4. shannie ( 22/02/2014 03:31)
Bjr! Namana aty chine mihintsy ve no tadiavinao sa mety koa na aty Dago aza? mafy tokoa aloha rhfa tsy misy namana eh, indrindra antany lavitra toa izao. courage njy fa za ko eto afaka mifandray @ndry. na dia ny mifankalo hevitra iany aza. fza aty Dago an. mirary soa aky an.
5. hadji ( 22/02/2014 05:34)
slt fa angaha ianao tsy tia sinoa
shala:

salam dahol!tato no nafantarako f ato no ahitana namana aingana indrindra ra mitady ka noh zan dia mba itady namana ato za ra toaka hanjarako ny ahita na tsy.

izaho dia tovovavy 22ans,irery aho aty(chine) tsy manana olotiana eny fa na dia namana ar tsy misy fa dia oe izaho irer.ka mba mitady namana maika ra misy,na vhv n lhl ts manin fa tiko dahlo,eny f na dia mba naman ifampizara ny mahaso&mafinaritr iany ar indrindr f ny mb ifanampy&ifanoro.tena irer aho ka mila namana gasy.
ra misy dia afaka mifanome adress&num phone isika.

misaotra mialoh d manatena f ahita sahady.
6. shannie ( 22/02/2014 08:13)
Mba hafa iany kosa mo ny mifandray oe gasy samy gasy eh. sa tsy izany ry Shala?
7. hadji ( 22/02/2014 09:28)
mba miova tsiro kanina kely e
shannie:

Mba hafa iany kosa mo ny mifandray oe gasy samy gasy eh. sa tsy izany ry Shala?
8. shala ( 23/02/2014 10:23)
salut!misaotr nareo sahad namaly,ts maninon f tiko na any dago ar e!nef mbl mangataka ian ra misy avy eto an-toeran.

marin fa afa iany ny gasy samy gasy na d eo@le fomba2 ian ary.ny oe iova tsiro aloh dia ten ts lasa mits e!ar manana naman sino mits a f ra hoe atao olotiana aloh dia aleko ts misy e!ts tsar ra fomba fiainan'izy itony.

hoan'i Mateyous&shannie nandray ahy dia io ny adress mail ko dia aleo angamb an miresak be2 kokoa."safidiniainasarah@yahoo.fr".tsis facebook za f mbol ts m'fonction at ony FB.

zay f dia merci d manaten ny hafa surtou le av eto an-toeran.
9. hadji ( 23/02/2014 14:38)
shala ataovy toy ny lalaon'yarico e MBOLA HO AVY NY ANJARANAO mahereza
shala:

salut!misaotr nareo sahad namaly,ts maninon f tiko na any dago ar e!nef mbl mangataka ian ra misy avy eto an-toeran.

marin fa afa iany ny gasy samy gasy na d eo@le fomba2 ian ary.ny oe iova tsiro aloh dia ten ts lasa mits e!ar manana naman sino mits a f ra hoe atao olotiana aloh dia aleko ts misy e!ts tsar ra fomba fiainan'izy itony.

hoan'i Mateyous&shannie nandray ahy dia io ny adress mail ko dia aleo angamb an miresak be2 kokoa."safidiniainasarah@yahoo.fr".tsis facebook za f mbol ts m'fonction at ony FB.

zay f dia merci d manaten ny hafa surtou le av eto an-toeran.
10. josiah ( 23/02/2014 23:26)
be gasy be any chine fa mila manana facebook ianao de mora mahita
11. Annih ( 24/02/2014 14:31)

josiah:

be gasy be any chine fa mila manana facebook ianao de mora mahita

Marina mints zany Josiah a!!! Shala
12. shannie ( 26/02/2014 07:39)
hadji >
ohatra oe mba mihinana mine-sao an ndr-zareo kely maso koa indraindray? Hi3
13. shannie ( 26/02/2014 07:45)
Merci aky Shala an, bn courage ndry.
14. shala ( 26/02/2014 09:14)

shannie:

Merci aky Shala an, bn courage ndry.
derien Shannie!!!ef nomeko io adress mailako d an dray miresak.merci!!!
15. vazivazo ( 20/06/2014 11:54)
Mankanesa haingana alou aty dago raim e, somary milomano na manidina dia tonga dia mahazo akama bobaka be njy aty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3938