Bagage

1. saho ( 19/02/2014 18:21)
rehefa mitondra telefona portable miisa dimy ohatra, dia nareo ve nahatsapa fa tsy azo natao anaty valise Bagage shut le ireo fa tsy maintsy entina Bagage a main

za efa nahatsapa fa Bagage a main foana rehefa entana electronic, Amin izay tsy misy mangalatra sns...

misaotra ny mpamaly
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:37
2. sipagasy ( 25/02/2014 15:24)
nahoana moa no ho very?
3. saho ( 25/02/2014 18:15)
Experience efa heno avy Amin ireo namana, very ny appareil photo Special anaty valise lasa tany Bagage shut
ka izay le fanontaniana koa, nahazo valiny za zao hoe nahoana moa no very?

Fanontaniana, iza no efa very entana electronic anaty Bagage shut?
Valise mihidy tsara sns...fa tena tsiss trace hoe nasiana herinsetra novahana, very ny entana electronic anaty valise, vol direction miverina europe, niala tao Ivato, Tonga europe tsy tao ny appareil photo marque sony, valeur 699 euros, feno sary nalaina tetsy sy teroa tany mada


4. Ratoa ( 19/07/2014 19:37)
ny ahy vidéo- projecteur no natao tany fa tsy very
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6946