FITIAVANA = MANOME

1. vonynive ( 19/02/2014 10:19)
miarahaba antsika rehetra
somary efa tara ihany ity lohahevitra ity satria efa dify ny saint valentin fa heveriko fa ilaina hatrany :
ny fitiavana dia midika hoe manome fa tsy hoe mitady ny an'ny tena, mahafoy ho an'ilay tiana
fa ny mpanome koa tokony hahafantatra ny zavatra tian'ilay olona tolorana, tiany ve ny sakafo, omeo sakafo izay ankafiziny izy, tiany ve ny mihaingo, omeo akanjo izy, fantaro koa ny lokony na karazanay raha zavatra ilay omena, ny an'ny hafa indray dia ny fanampiana @ vola no tiany, ny an'ny sasany ny fanampiana azy @ asa na fianarana no tiany, misy koa reo mpankafy filana ara nofo.
koa mahaiza mitia sy manome
2. mpisotrtoaka ( 02/07/2014 12:46)
Msaotra fa tsara tokoa ny manome noho ny mandray e !
3. Fitokisana ( 07/07/2014 12:30)

mpisotrtoaka:

Msaotra fa tsara tokoa ny manome noho ny mandray e !



Na dia izany aza fitia mifamaly no mahatsara fihavanana. Manome tsy misy valiny mahakivy, sady maty be le mpanome. Olondroa mifampizara no tena tsara.

Ra manome fitiavana enao nefa tsy mahazo valiny de aleo itsoahana fa tsy hanao azy!!! Arakaraky ny tsirairay io anefa!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0981